28/04/2026
Félicitations à Henintsoa Randrianarimalala fa izy no fan montant antsika nandritran'izay 1 semaine izay✨🥰 izy no nahazo point betsaka indrindra mo zany, araka lay publication nataoko farany dia misy cadeaux kely omeko azy 💖
Isakin'ny Herinandro ohatran'izao dia misy cadeaux kely fona ho an'ireo be point indray, koa mazotoa fona manaraka sy manao partage ary eeeh