TIA Authentic

TIA Authentic ATO AMINAY NO HAHITANA NY ENTANA MORA HANODINANA VOLA RAPIDE SY AZO ANTOKA MIARAKA @ BENEFICE

Produits de marques authentique en gros fa sady mivarotra produits alimentaire koa , izany hoe misy izay hilainao nefa tsy hitanao hafa tsy ato ihany fa tsidio e😍

🧀🔥🔥🧀 Rehefa Kraft sy Bega no resahina, dia tsy mila misalasala intsony! Tsiro matsiro, qualité tsara, ary vidiny imbatab...
13/09/2026

🧀🔥🔥🧀 Rehefa Kraft sy Bega no resahina, dia tsy mila misalasala intsony! Tsiro matsiro, qualité tsara, ary vidiny imbatable! 😍

💥 PROMO FROMAGE KRAFT — PRIX DE GROS!

🍕 Ho an'ny mpanao pizza
🥪 Ho an'ny sandwich sy snack
🍝 Ho an'ny restaurant sy fast-food
🏠 Ho an'ny fianakaviana tia fromage matsiro

💰 Prix imbatable ny ato aminay ho anao izay mbola hivarotra

📦 Disponible chez TIA Authentic 🛍️
📩 Alefaso MP na watsapp : 5487 3355 raha hanao commande!
Tél : 0342486648 na 0385436404

🚚 Livraison partout à Madagascar
Point de vente : Itaosy eo @ sampanan'ny vinany

❤️ TIA Authentic — qualité tena izy, vidiny mirary foana

13/09/2026

🎂✨ Mon anniversaire approche ! 🥳

À votre avis, quel âge vais-je avoir ? 😍🎉 Devinez mon âge en commentaire ! La personne qui trouvera la bonne réponse aura une belle surprise 🎁🎁

À vos pronostics ! 💕

30/08/2026

🚨 NANOVA NY SOIN DE CHEVEUX VE IANAO NEFA MBOLA TSY MIHA-TSARA NY VOLO? 😩

Mety tsy hoe ratsy ilay produit ampiasainao…
👉 fa mety tsy mifanaraka amin'ny tena ilain'ny volonao fotsiny ilay izy ! 👀

💚 Izany indrindra no antony mahatonga anay hanolotra YVES ROCHER SOINS CAPILLAIRES amin'ny gammes samihafa, satria samy manana ny filàny ny volo tsirairay. 🌿✨

💧 Volo maina ? → mila nutrition & hydratation
🌱 Volo gras ? → mila soin mifanaraka amin'izany
💪 Volo malemy/simba ? → mila soin manampy amin'ny fikarakarana azy
✨ Volo manjavozavo ? → mila routine mampiverina ny douceur & éclat
🌸 Mila volume ? → misy gamme mifanaraka amin'izany ihany koa !

🧴 Shampoing
🧴 Après-shampoing
🧖‍♀️ Masque
✨ Soins capillaires

🔥 Tsy voatery hitovy ny soin ampiasainao sy ny an'ny namanao !
Ny tena zava-dehibe dia ny mahafantatra hoe:
👉 “INONA NO TENA ILAIN'NY VOLOKO?” 💚

💎 YVES ROCHER AUTHENTIQUE
💰 Prix de gros disponible

👩‍💼 Raha mpivarotra ianao :
Produit soin de cheveux = produit mora hamidy satria samy manana ny besoin-ny ny cliente. 📈💰

📲 Te hahalala ny gamme mety amin'ny volonao ve ianao ?
Alefaso aminay amin'ny MESSAGE PRIVÉ ny hoe “VOLO” 💌
👉 Hanoro anao ireo modèles disponibles izahay.

💬 Ary ianao, inona no tena olana amin'ny volonao ?
👇 Commentaire fotsiny :

💧 MAINA
🌱 GRAS
💪 SIMBA
✨ MANJAVOZAVO
🌸 TSY MISY VOLUME

Omeko cadeau mini shampoing ny 10 premier commentaire

💚 Aza miandry ho simba vao hikarakara ny volo.

23/08/2026

👉 Tsy teny fotsiny ny hoe authentique ato amin'ny TIA Authentic fa azo hamarinina amin’ny alalan'ny référence-n’ilay produit izany! 🔎
✅NDAO ARY ATOROKO ANAREO ATO AMIN'ITY VIDEO ITY HOE AHOANA NO HANAMPOROFONA FA AUTHENTIQUE TOKOA NY PRODUITS YVES ROCHER ATO AMINAY

📌 Misy référence ny produits
📌 Afaka jerena sy hamarinina ilay référence
📌 REHEFA TSY VOHAMARINA ILAY REFERNCE DIA TSY AUTHENTIQUE ilay izany zany

❌ Tsy copie

💡 Alohan’ny hividiananao dia afaka mangataka aminay ny référence-n’ilay produit ianao, mba hahafahanao manao vérification.

💄 Ho an’ny:
✨ Olon-tsotra
✨ Revendeuse
✨ Boutique
✨ Institut de beauté
✨ Mpivarotra en ligne

📩 Raha mila catalogue sy référence-n’ireo produits disponibles ianao dia manorata aminay :
Watsapp : 5487 3355
Tél : 0385436404

🌿 YVES ROCHER AUTHENTIQUE — Qualités azo hamarinina, fahatokisana azo antoka! 💚


fans

🔥🥛 NOUVEL ARRIVAGE – LAIT EN POUDRE FARMLAND 1Kg ! 🥛🔥✨ Le stock que vous attendiez est enfin arrivé ! ✨🥛 LAIT EN POUDRE ...
23/08/2026

🔥🥛 NOUVEL ARRIVAGE – LAIT EN POUDRE FARMLAND 1Kg ! 🥛🔥

✨ Le stock que vous attendiez est enfin arrivé ! ✨

🥛 LAIT EN POUDRE FARMLAND 1kg

✅ Disponible à PRIX DE GROS 💰🔥

40000 ar à partir de 10 pièces.
45000 ar en détails

📦 Quantité limitée ! Ne tardez pas à réserver votre stock avant rupture 😍

💼 Vous êtes revendeur, épicier, boutique ou commerçant ?
👉 Profitez de notre prix de gros pour augmenter votre marge !

📲 Commande et réservation en message privé / WhatsApp : 5487 3355
Tél : 0385436404 ou 0342486648

🚨 FARMLAND EST DE RETOUR… ET ÇA VA PARTIR VITE ! 🚨


fans
TIA Authentic
Sary fanehoana.

Prochain vol : 24 Aout 📦✈️ MADAGASCAR 🇲🇬 ➡️ MAURICE 🇲🇺 : VOS COLIS VOYAGENT EN TOUTE SÉRÉNITÉ !📦 Envoi de colis Mada ➡️ ...
16/08/2026

Prochain vol : 24 Aout 📦✈️ MADAGASCAR 🇲🇬 ➡️ MAURICE 🇲🇺 : VOS COLIS VOYAGENT EN TOUTE SÉRÉNITÉ !

📦 Envoi de colis Mada ➡️ Maurice
🚚 Livraison partout à Maurice
📍 Récupération partout à Madagascar
🤝 Service pratique, sécurisé et fiable
💰 Tarif abordable pour vos envois : rs 400 / kg

Que ce soit pour envoyer des vêtements 👕, produits alimentaires 🥫, cadeaux 🎁, articles personnels 🛍️ ou marchandises, médicaments ,nous sommes là pour faciliter vos échanges entre Madagascar et Maurice.

💥 PLUS BESOIN DE VOUS DÉPLACER !
Nous récupérons votre colis à Mada et nous pouvons le livrer directement à destination à Maurice. 🇲🇺

📩 watsapp : 5487 3355
Té : 0341276098 / 0342486648 / 0385436404

❤️ Mada & Maurice, plus proches grâce à un service simple et fiable
TIA Authentic VOTRE PARTENAIRE DE CONFIANCE POUR TOUS VOS ENVOIS

✨ NOUVEAUX ARRIVAGES YVES ROCHER ! ✨🌸 Les incontournables sont de retour ! 🌸Découvrez nos nouveaux arrivages de parfums ...
16/08/2026

✨ NOUVEAUX ARRIVAGES YVES ROCHER ! ✨

🌸 Les incontournables sont de retour ! 🌸
Découvrez nos nouveaux arrivages de parfums & laits corps Yves Rocher 💕🇫🇷

🌺 Parfums COMME UNE ÉVIDENCE , MON ÉVIDENCE : 75000 ar
🧴 Laits corps VANILLE BOURBON : 44000 ar

💎 Produits authentiques Yves Rocher avec réference vérifiable
💰 PRIX IMBATTABLE
📦 Livraison partout à Madagascar

🔥 Stock limité — les parfums et lait corps partent très vite !

📩 Écrivez-nous en privé ou watsapp : 5487 3355
Tél : 0385436404

👉 Ne ratez pas cette nouvelle arrivée ! 💕

"Raha ny karama ihany no iankinanao dia olona iray no mifehy ny hoavinao."Nandritra ny taona maro dia niasa tamin'ny ent...
03/08/2026

"Raha ny karama ihany no iankinanao dia olona iray no mifehy ny hoavinao."

Nandritra ny taona maro dia niasa tamin'ny entreprise-an'olona aho . Nisy karama isam-bolana, ary nahafaly ahy izany. Saingy nisy fanontaniana iray tsy niala tao an-tsaiko:

"Ahoana raha misy zavatra mitranga ka tsy afaka miasa intsony aho?"

Izay no antony tsy namelako ny tenako hiankina amin'ny karama fotsiny. Nanomboka business kely aho . Tsy mora ny lalana. Indraindray reraka rehefa avy niasa, nefa mbola nikarakara ny business. Nisy fotoana tsy nisy tombony firy, saingy tsy nijanona aho.

Ankehitriny, rehefa mijery ny lalana nodiaviko aho dia tsy manenina mihitsy. Satria fantatro fa ny fananana loharanom-bola mihoatra ny iray dia tsy filalaovana fa fiomanana amin'ny ho avy.

👉 Raha mbola miasa ianao anio, aza miandry problème vao hanomboka. Mitadiava zavatra tianao hatao, mivarota, mampiasà ny talentanao, na manomboha business kely. Ny vola fanampiny azonao anio dia mety ho lasa fidiram-bola lehibe rahampitso.

Aza miankina amin'ny loharanom-bola tokana. Mampiasà ny fotoananao hananganana ny hoavinao.

❤️ Raha manaiky ianao dia soraty hoe "Vonona aho!" ao amin'ny commentaire, ary zarao ity hafatra ity dia atoroko anao ao amin'ny mp ireo fidirambola afaka atao amin'ny fiaraha-miasa miaraka aminay.
TIA Authentic
fans

02/08/2026

🚨 MITADY PRODUITS COSMETIQUES AUTHENTIQUES MORA AMIDY VE IANAO?

✨ Nahoana no mifidy anay?
✅ Produits ORIGINAL 100%
✅ Vidiny ahafahanao mahazo tombony tsara
✅ Marika malaza sy atokisan'ny mpanjifa
✅ Tsy mila renivola be vao afaka manomboka

Na mpivarotra an-tserasera ianao, manana boutique, salon de beauté, na te hanomboka business fotsiny dia mety aminao ireo vokatra ireo.

🔥 Aza avela handalo ny fahafahana hampitombo ny vola miditra!
Ny mpanjifa mitady kalitao, ianao kosa mahazo tombony.

📦 Catalogue disponible sur watsapp : 5487 3355
📩 Mandefasa message privé dieny izao dia alefanay ny catalogue sy ny vidiny ambongadiny.

⚡ Tsarovy: Ny olona mahomby amin'ny varotra dia ireo sahy manomboka. Angamba androany no fotoana hanombohanao! 🌸

🚨 MITADY PRODUITS COSMETIQUES AUTHENTIQUE  MORA AMIDY VE IANAO? 🚨✨ Nahoana no mifidy anay?✅ Produits ORIGINAL 100%✅ Vidi...
02/08/2026

🚨 MITADY PRODUITS COSMETIQUES AUTHENTIQUE MORA AMIDY VE IANAO? 🚨

✨ Nahoana no mifidy anay?
✅ Produits ORIGINAL 100%
✅ Vidiny ahafahanao mahazo tombony tsara
✅ Marika malaza sy atokisan'ny mpanjifa
✅ Tsy mila renivola be vao afaka manomboka

Na mpivarotra an-tserasera ianao, manana boutique, salon de beauté, na te hanomboka business fotsiny dia mety aminao ireo vokatra ireo.

🔥 Aza avela handalo ny fahafahana hampitombo ny vola miditra!
Ny mpanjifa mitady kalitao, ianao kosa mahazo tombony.

📦 Catalogue disponible sur watsapp : 5487 3355
📩 Mandefasa message privé dieny izao dia alefanay ny catalogue sy ny prix

⚡ Tsarovy: Ny olona mahomby amin'ny varotra dia ireo sahy manomboka. Angamba androany no fotoana hanombohanao! 🌸

Address

ITAOSY
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIA Authentic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share