30/09/2026
⁉️ Fotoana toy ahoana no tokony hikarakaraina ny invitation ?
Fanotanina matetika mipetraka ho an'ireo izay hikarakaraina lanonana izy io ka ho valinay eto.
--- Ny tena tsara dia 2 volana mialohan'ilay date dia efa omanina izy ireny.
❣️ Voalohany indrindra dia ilaina ny fahazahoana ireo informations rehetra ilay toy ny: date, toerana,
ora fiançailles sy ny soratra ary ny any ampiangonana. Eo ihany koa ny thème sy ny code couleur.
❣️ Rehefa azo daholo ireo informations ireo dia afaka miroso amin'ireo safidy modèle izay tiana ianareo.
❣️ Tsara efa hatao mialoha ny liste invité ahafantana ny isan'ireo invitation ilaina.
❣️ Ary tsara raha mahazo BAT iray na koa bon à tiré, na koa oe simulation iray anaovana vérification hijerena sao misy diso, ny style police rehetra, sy ny motif ary ny couleur ianareo.
❣️ Rehefa validé ireo dia afaka avoka amizay, ary azo zaraina. Tsara raha 1mois mialohan'ilay date dia efa any amin'ireo invités ny invitation.
❣️ Ary aza adino ny mametraka ny numéro sy ny date farany anomezana confirmation ho an'ireo tsy ho afaka, idéalement 10j avant ilay jour-J izy io.
--- Ato aminay dia misy santionany arrivage 🔥 PROMO SPÉCIALE – INVITATIONS EN BOIS 3D 🔥
Votre mariage ou vos fiançailles sont prévus en mois de Novembre, décembre ou janvier.? Il est temps de préparer vos invitations ! ✨
📩 Stock limité, réservez vite la vôtre ! Contactez-nous dès maintenant.
☎️ +261 34 72 002 03
📦 Livraison partout à Madagascar
🏪 BOUTIQUE: Totobato Behoririka Ankaditapaka à 60m du magasin Florida et Sirène.