09/09/2026
✈️ Départ pour la foire de Canton 2026 🇨🇳
👀 - Tsy affiche intsony no ataonay Annonce fa efa ny Voyage rehetra vita mihintsy araky ny horonan-tsary aseho anareo 🤩 Lasa indray isika @ ity 13è Vague ity hijery Foire de Canton Octobre 2026 ary hitety ireo tsena marobe ahitana ny factory sy fournisseur directe 📞 Au programme :
- 2 nuits en Malaisie
- 15 jours à Guangzhou Chine
- 1 nuit à Maurice
🛫 Ka vonjivonjeo ny toerana fa efa akaiky ny date : Départ le 12 Octobre 2026 !
Manasa anao hiditra MP Na contact telephone et whatsapp : 0341030004 - 0341064826 .
🏠 Siège : immeuble Loharano Ambodivona 2è Etage .