10/02/2026
❤️
∆- Ho anao sahirana @ fikarakarana ssier ( Position militaire, casier judiciaire, arreté d' equivalence de diplôme, copie, traduction de copie gasy en Francais, certificat de travail, passeport ...)
∆- Ho anao izay te hanao commission maika alohan' ny fety 26 Jona
∆- Ho anao zay ipetraka lavitra an' Antananarivo nefa te hividy entana aty Antananarivo ka ilainao maika ny entanao ( carreaux, volige, entam- barotra isan- karazany, fanafody....)
Vonona hamaha ny olanao @ fomba haingana izahay ato @ " SERVICE RAPIDE ET EFFICACE"
Tsy misy olana tsy misy vahaolana rehefa miara- dia aminay. Ianao sisa no andrasana fa izahay vonona lalandava.
Isaorana betsaka ianareo rehetra izay nametraka fahatokisana.
Raha mahaliana anao izany dia antsoy avy hatrany ny laharana 032 81 127 52/ 038 01 004 17/ 032 78 998 54
Miasa manerana an' i Madagascar izahay ka aza misalasala miantso fa ato izahay hanome fahafaham- po anao.