Lion Shopping & Business

Lion Shopping & Business Tongasoa eto aminy page☺️
Ny mahasoa rehetra no hozaraina ka aza adino ny miabonné ny page🥰🥰
Numéro azahoana anay raha toa ka mila maika dia
0337635426

04/08/2026

Live cartable mora be ohhhh
mentionnéo ny namana

25/04/2026

Miarahaba atsika rehetra hatrany 👋
Ireto ilay nandresy t@ lalaotsika ❤️
Mankasitraka atsika rehetra hatrany dia joyeux anniversaire ho anzay tompon'ny anniversaire androany 🎂
Efa notenenko teto iany oe manaraka tsara n'y conditions isika izay mandray anjara ❤️
Ohatra oe n'y commentaires farany Zao tsy nanaraka conditions dia mialatsiny fa n'y teo alohany no nahazo ilay farany ,
✓ commentaires faha 1= Evah vanah
✓ commentaires faha 15 = Liah Fah
✓ commentaires farany= Fifaliana Ariane
Dia araho hatrany n'y page de inviteo n'y namana 🙏❤️❤️
Mirary Tontolo andro Mahafinaritra 🙏❤️

Andao ilalao ooo🥰🥰🥰🥰
26/02/2026

Andao ilalao ooo🥰🥰🥰🥰

Averiko kely aloha ilay fanentanana @ ty lalaotsika ty , zao ary !!!❤️🙏
Tsindriana ilay ''SUIVRRE'' dia captureo de alatsaho ato anaty commentaires,
Ho an'ny Followers ndrai , mi_invite namana dia ataovy capturen'le namanao dia alatsakao ato ❤️🙏
Lalao manan-kery hatramin'ny sabotsy ❤️🙏
Ndao ary ehhh ❤️🙏
Misy fanazavana kely ao @ commentaires 🙏❤️

17/02/2026
14/02/2026

Ato ra ilalao ooooo 🥰🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261337635426

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lion Shopping & Business posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lion Shopping & Business:

Shortcuts

Share