03/03/2026
Eny vizan’ny mikosoka vilany ve ianao nefa tsy mety afaka ihany ny kaly may? 🥘😩
Atsaharo ny fatiantoka fotoana sy hery! Ity ny Scouring Cloth mahagaga, ilay misy "sand containing" (vovoka fasika madinika) natao hanala izay loto mafy indrindra.
✅ Nahoana no ity no hofidinao?
Fahombiazana: Afaka avy hatrany ny harafesina sy ny loto mainty amin’ny vody vilany.
Mateza: Vita amin’ny nylon avo lenta, mahatanty rano sy menaka.
Mora ampiasaina: Tsy mandratra tanana nefa mandaitra be.
💰 Vidiny: 15 000 Ar monja!
🚚 Livraison: MAIMAIMPOANA (Gratuit)
👉 Mandefasa hafatra avy hatrany (MP) ou 034 36 094 69
Vente en ligne hatrany