Vente by Toky Niaina

Vente by Toky Niaina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vente by Toky Niaina, Shopping & retail, Antananarivo.

15/02/2026

Ity ilay tadiavinareo foana, arrivage sac misy code 🥰
Tissu oxford matevina imperméable tsara
Mazaka entana maro maro mihintsy
04 couleur dispo : bleu,noir doré, tout noir, gris doré
Prix : 23.000ar GM izy ity fa tsy ilay kely
Manao livraison hatrany 0341309560

Arrivage sac de voyage 2en1 🥰Tissu imperméable misy doublure anatinyMisy fomba 2 afaka itondranao azyDimension : 48 × 28...
22/01/2026

Arrivage sac de voyage 2en1 🥰
Tissu imperméable misy doublure anatiny
Misy fomba 2 afaka itondranao azy
Dimension : 48 × 28 × 25cm
Prix mirary 20.000ar : noir, bleu et gris
Manao livraison hatrany 0341309560

Rénove plastique / manala mangavoka ‼️‼️🔷 Mamerina ilay mangafoka be tsy mety afaka reny 🔷 Mety foana na fiaara, moto, b...
14/12/2025

Rénove plastique / manala mangavoka ‼️‼️

🔷 Mamerina ilay mangafoka be tsy mety afaka reny
🔷 Mety foana na fiaara, moto, bicyclette sady mampangirana izy ity
🔷Mety amin'ny matière en plastique rehetra, tableau de bord, chaises,pneu,.....
🔷Tsy miala na sasana aza

Prix tena mora : 15.000ar ny 30ml avec éponge
Manao livraison hatrany 0387665708

Casquette many ndray lo ze anabika any ❤️Efa miaraka am fametahana azyPrix tsy lafo mp na 0341309560
09/10/2024

Casquette many ndray lo ze anabika any ❤️
Efa miaraka am fametahana azy
Prix tsy lafo mp na 0341309560

Photo réel ny housse commande-nareo dooly ireo Mankasitraka hatrany ❤️
14/09/2024

Photo réel ny housse commande-nareo dooly ireo
Mankasitraka hatrany ❤️

Misokatra indray ny commande 4eme vague 🥰10 août - 15 août ny fandraisana commande 15 à 20j après clôture commande tonga...
05/08/2024

Misokatra indray ny commande 4eme vague 🥰
10 août - 15 août ny fandraisana commande
15 à 20j après clôture commande tonga ny entana
Coque importé fa tsy amboarina eto antoerana
Presque misy hoan'ny téléphone rehetra
Alefaso mp sary dos camera sy référence téléphone
Prix : 20.000ar à 35.000ar miankina modèle
IPHONE-GOOGLE-REALME-OPPO-REDMI-VIVO

Commande 3eme vague ireto Tonga Ireto a 🥰Te iteny fotsiny za hoe misaotra foana amin'ny fahatokisana ry zareo a , miezak...
04/08/2024

Commande 3eme vague ireto Tonga Ireto a 🥰
Te iteny fotsiny za hoe misaotra foana amin'ny fahatokisana ry zareo a , miezaka manome fahafahampo anareo foana izahay ❤️
N'y 4eme vague ngamba manomboka 10-15 août no Mandray commande fa Mbola misy Zavatra alaminay Kely .....

Housse Google pixel dispo de suite ❤️Efa amin'ny sary ny détails Ireo ihany no disponible fa afaka manao commande Prix :...
23/07/2024

Housse Google pixel dispo de suite ❤️
Efa amin'ny sary ny détails
Ireo ihany no disponible fa afaka manao commande
Prix : 20.000ar - 30.000ar

Retour client tamin'ny vague farany teo 🥰Efa lasa ndray Zao n commande-ny 2em vague aTiko ho fantatrareo hoe importé ire...
18/07/2024

Retour client tamin'ny vague farany teo 🥰
Efa lasa ndray Zao n commande-ny 2em vague a
Tiko ho fantatrareo hoe importé ireo fa tsy hoe Izahay no manambotra azy Zay mahatonga azy 15-20j EO Satria alefa par avion ☺️ (mety misy problème Kely manko ndraindray le transport de Zay mahatonga azy taraiky reny fa efa ezahinay atao Tonga aloha foana)
MISAOTRA FOANA AMIN'NY FAHATOKISANA ❤️

Misokatra indray izao ny fandraisana commande 3eme vague housse manjakely ☺️Sur commande daholy accompte 50% exigé ❌Misy...
09/07/2024

Misokatra indray izao ny fandraisana commande 3eme vague housse manjakely ☺️
Sur commande daholy accompte 50% exigé ❌
Misy hoan'ny téléphone rehetra : IPHONE, PIXEL,OPPO,REDMI,HUAWEI,REALMI,SAMSUNG
Misy karazany : simple, blindé,avec cordon,gomme....
Efa commanden'olona daholy ireo amin'ny sary ireo
Alefaso mp ny sarin'ny dos camera + référence téléphone dia ijerena housse ianao 👌
Prix miankina amin'ny modèle hatrany

Efa Tonga n'y housse-nareo a ☺️Misy apahany mbola endrasina Kely fa efa hoavy fa aza mataoatra 🙏Somary taraiky Kely mo i...
09/07/2024

Efa Tonga n'y housse-nareo a ☺️
Misy apahany mbola endrasina Kely fa efa hoavy fa aza mataoatra 🙏
Somary taraiky Kely mo izy tamty fa ezahinay atsaraina foana n service, mankasitraka hatrany amin'ny fahatokisana 🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261341309560

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente by Toky Niaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vente by Toky Niaina:

Shortcuts

Share