17/08/2026
BB CRÈME DIVA Miel doré ou cannelle
- Hydrate et unifie : Miaro ny tarehy tsy ho maina , tsy hiofaka sady mampalefaka oditra . Manintsy sy mampitovy ny lokon'ny odi-tava
- Corrige les imperfections et lisse le teint // manafina ny tâches menamena, panda sy ny boutons rehetra amin'ny tarehy , endrika tsara sy Tonga lafatra no ho hita aminao
- Anti - fatigue koa izy : manome éclat naturel , lasa madio , vaovao , mandina , tsy reraka mihintsy ny fijery ny tarehy rehefa avy manosotra azy
- Anti - âges : manatanora endrika , manakona ride sy cernes ary ny poches amin'ny maso
- Anti - UV // sady crème solaire koa izy : miaro ny tarehy tsy ho simban 'ny masoandro na ho simban'ny toetr'andro miovaova
* Mety amin'ny karazan-koditra rehetra
* Produit authentique hatrany
* Sous test dermatologue
Mp ou 034 73 530 08