Kolo bika

Kolo bika Huile bio harea
mandaitra,azo antoka ,haingampiasa ,natoraly

Hiverina ny hankaton ny volonao rehefa omenao azy ny tsara indrindra🥰😍     ⁉ Inona no olan ny volonaoZarao aminay fa von...
03/09/2026

Hiverina ny hankaton ny volonao rehefa omenao azy ny tsara indrindra🥰😍
⁉ Inona no olan ny volonao
Zarao aminay fa vonona ny hanome fahafampo ho anao izahay🥰
☎0345598607

❌Volo maina ,tapatapaka ,boucle tsy mety mivaoka tsara❌      Inona no tokony atao⁉Ireto produit ireto dia manampy anao h...
01/09/2026

❌Volo maina ,tapatapaka ,boucle tsy mety mivaoka tsara❌
Inona no tokony atao⁉
Ireto produit ireto dia manampy anao hahazo volo malefaka ,hydrater ,ary midefini ny boucle sy mampaharitra ny boucle🥰😍
Mp ary raha mahaliana anao
☎0345598607

Efa fantatrareo ve fa ny HUILE BIO HAREA🌿💧 dia tsy mifidy karazambolo  (Malama,olioly,ngita sns...)🥰     Aza misalasala ...
12/08/2026

Efa fantatrareo ve fa ny HUILE BIO HAREA🌿💧 dia tsy mifidy karazambolo (Malama,olioly,ngita sns...)🥰
Aza misalasala mandefa Mp raha mila ilay Vokatra enao fa samy mahazo ny anjara Vokatra mahafampo daholo❤😉
🤗Tsy diso safidy enao raha hifidy hampiasa ny vokatra BIO HAREA 🍃
Tanjotsika:Volo salama,lava ary mahafatifaty ✨😍

Prix HUILE 15000ar
HUILE +Shampoing 20000ar
Araraoty fa Mbola Livraison gratuit hatrany Tana ville🚴🏻‍♀️☺
📞034 55 986 07

👇🏻❤Ireto no omenay anao dia ho foana ny volo miongotra ,mihitsana ,vakivaky ,tapatapaka ,tsy mety lava      Efa nazahoan...
04/08/2026

👇🏻❤Ireto no omenay anao dia ho foana ny volo miongotra ,mihitsana ,vakivaky ,tapatapaka ,tsy mety lava
Efa nazahoana retour maro izy ireto😍😍
Miaraka amin ny Bio harea volo lava sady salama🥰

mamy loatra ireto vokatra ireto       🥰🥰 gamme bio hareamahafeno tanteraka ny soin ilain ny volonao❤✅volo matanjaka✅volo...
31/07/2026

mamy loatra ireto vokatra ireto
🥰🥰 gamme bio harea
mahafeno tanteraka ny soin ilain ny volonao❤
✅volo matanjaka
✅volo salama
✅volo lava
✅volo matevina
ireo rehetra ireo dia afaka azonao rehefa mampiasa ny 🥰🥰vokatra bio harea

27/07/2026

Retour mamy kely izay hisaorana hatrany anareo mpanjifa🥰🥰
❤❤ Na inona karazambolonao dia afaka manome fahafampo anao ny vokatra bio harea
Volo lava sy salama ny tanjona
📞0345598607

😔 Mety ho ianao ve ity?Efa nanandrana shampooing... Efa nanandrana menaka... Efa nanandrana recette isan-karazany...❌ Fa...
22/07/2026

😔 Mety ho ianao ve ity?

Efa nanandrana shampooing... Efa nanandrana menaka... Efa nanandrana recette isan-karazany...

❌ Fa mbola miongotra ihany ny volo. ❌ Mbola tsy maniry. ❌ Mbola mora tapaka.

Angamba tsy mila produit maro ny volonao... Fa mila fikarakarana mifanaraka aminy.

🌿Izay no antony nisafidianan'ny maro ny huile bio harea 🌺🍀sy ireo produits fikarakarana miaraka aminy.

💬 Soraty hoe "VOLO" ao amin'ny commentaire dia holazaiko hoe inona no tena mety amin'ny karazam-bolonao

💥Volo maina ,tapatapaka ,mora vakivakyity no vahaolana haingana   🍂Masque bio harea mahazo volo malefaka tsara ianao sad...
20/07/2026

💥Volo maina ,tapatapaka ,mora vakivaky
ity no vahaolana haingana
🍂Masque bio harea
mahazo volo malefaka tsara ianao sady hydrater tsara😍🥰
Vao mampiasa dia efa mahita vokatra
mp raha liana
📞0345598607

mambabo ahy loatra izy ity❤🥰😋    ny volonao koa ve ilay mainamaina be sy mora vakivaky ireny🥰🤩🤩apetrao aminy ny fahatoki...
15/07/2026

mambabo ahy loatra izy ity❤🥰😋
ny volonao koa ve ilay mainamaina be sy mora vakivaky ireny🥰🤩🤩
apetrao aminy ny fahatokisanao dia ho hitanao fa hamiratra sy malefaka ery ny volonao
alefaso mp ny commande
📞0345598607

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kolo bika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share