Vehivavy miantsena en linge

Vehivavy miantsena en linge Fifampizarana, fifaneraserana, fifanakalozana amin'ny fikarakarana tokatrano

Partage max fa ilaintsika izy ity amizao tsy fandrimpahalemana izao. Ajanoko ato am murako ato foana ito fa sao de misy ...
09/07/2026

Partage max fa ilaintsika izy ity amizao tsy fandrimpahalemana izao.

Ajanoko ato am murako ato foana ito fa sao de misy manao retouche ny sary satria ny ratsy tsy kely làlana Ka ovainy ny numero.

08/07/2026

Nahita ny vadin’ny namako niaraka tamin’olonkafa aho teo😡 tena oe mifanao bisou bisou 💋
Raha nareo no teo am ntoerako de inona no nataonareo??

07/07/2026

Tena mirongatra ny tsy fahadrimpahalemana amizao fa mba araho maso tsara ny ankizy ry Papa sy Maman a!
Fantaro foana izay alehany raha ef adô izy ary aleo mifehy azy tsy handende raha mbl ankizy izy.
Samia mailo🤝

06/07/2026

Ny ankizy kely anie no vacance fa ny ray amandreny tsy misy vacanve ny poketra e!
Nona lava sy ny réinscription mbola miandry🥹
Alefaso eto daholo aloha ze amidy any sao de mety fa mila vola tsikaRAD.

23/03/2026

Mba mangataka fanampiana hono reto a!
Ze foinareo defa reo no andefasana azy.🙏🙏🙏🥹🥹🥹

26/02/2026

🥹🥹Na dia kely hoe 200 na+ aza ka mitambatambatra izay mba foinao de mety hahavonjy azy fa tena mampalahelo izany oe ts salama izany👇🏻👇🏻

Address

Avaradrano
Antananarivo
101

Telephone

+261342246206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vehivavy miantsena en linge posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share