01/06/2024
📢📢ASARAMANITRA TENA MIAVAKA 🥁🪁🎇
🎊Ankatoky ny fety tokoa isika izao 🧨
🎉PROMOTION CANAL+ 🎁
🖍️50.000 Ar monja, eny Tompoko 50.000 Ar monja no omenao dia omenay CANAL+ ianao 🙋
⏩ Efa misy ABONNEMENT ACCESS mandritry ny iray (1) volana be izao ao anatiny (ABONNEMENT ACCESS D'UN MOIS INCLU)
⏩ Maimaimpoana na 0AR ny mametaka azy sy ny manatitra azy manodidina eto Antsirabe (INSTALLATION et LIVRAISON GRATUITES AUX ALENTOURS D'ANTSIRABE)
⏩ Afaka soloina maimaimpoana ihany koa ny fitaovana raha sanatria misy fahasimbàna anatin'ny herintaona (GARANTIE 1 AN)
⏩ Tsy misy arakaraka (SANS ENGAGEMENT)
❗❗: Ankoatran'ny varotra dia manao ireto asa ireto koa izahay :
🛠️ Réinstallation
🛠️ Pointage Antenne parabolique
🛠️ Ireo asa rehetra mikasika ny canal+
📞☎️ : 034 02 403 63 na 032 59 592 51
🗂️ : JIFAO ETO