Mada grossiste

Mada grossiste Vidiny mirary, 10 isa miakatra,
30% ny vola no aloha mialoha, 70% aloha rehefa tonga ny entana. 15 andro aorian'ny fanefana ny 30% no tonga ny entana.

30/06/2018

Elaela izay tsy tafanoratra.
Tolotra kely amin'ity volana Jolay ity.
Izay manafatra entana mialohan'ny 20 Jolay dia ahavoaray ny entany amin'ny 2 Aogositra eto Antananarivo. Tolotra indray mandeha tsy miverina ity.
Miankina amin'ny karazan'entana sy ny isany no ahafanao misitraka izany.
Ataovy haingana ny commande fa voafetra ny toerana.
MP ho an'izay manana fanontaniana na tsy mazava.

Mirary herinandro vaovao sambatra ho antsika rehetra indray izahay ato amin'ny Mada Grossiste! Amin'ny herinandro ny fet...
25/03/2018

Mirary herinandro vaovao sambatra ho antsika rehetra indray izahay ato amin'ny Mada Grossiste!
Amin'ny herinandro ny fetin'ny p***a fa na izany aza dia mbola vonona ny hanome fahafam-po anareo hatrany izahay.
Izao dia efa azo atao ny manafatra ny entana ho an'ny 26 jiona!
Mirary soa hatrany.

Volana marsa sahady!Sneak peek amin'ireo entana ho avy manaraka. Nalefa sambo ireo ary afaka 45 andro eo tokony tonga ao...
06/03/2018

Volana marsa sahady!
Sneak peek amin'ireo entana ho avy manaraka. Nalefa sambo ireo ary afaka 45 andro eo tokony tonga ao Antananarivo!
Mbola mitohy hatrany ny tolotra amin'ny fandefasana entana amin'ny fiara manidina.

Andro faran'ny Febroary, efa maka ireo entana alefa manaraka sahady. Rahampitso ihany dia miainga ireto. Afaka 45 andro ...
28/02/2018

Andro faran'ny Febroary, efa maka ireo entana alefa manaraka sahady. Rahampitso ihany dia miainga ireto. Afaka 45 andro eo tonga ao Madagasikara.

19/02/2018
29/01/2018
29/01/2018

Tafaverina amin'ny asa indray isika izao.
Fiovana maromaro no misy amin'ity taona ity.
1) Amin'ny volana aprily dia misy ny fiovan'ny fomba fandefasana entana araka ny vaovao voaray teny amin'ny tompon'andraikitra.
2) Isaky ny Alakamisy no mandefa entana amin'ny sambo izahay ka izay entana tonga any amin'ny depot isaky ny Alarobia no lasa.
Mirary soa antsika rehetra.

17/12/2017

# # # #
ON VACATION
# # # #
Efa nifarana ny fandefasana entana amin'ity taona ity. Nohon'ny fiovan'ny rafitra ao amin'ny Douanes, dia misy ireo fiovana mila atao amin'ny herintaona, ho lazaina amintsika miandalana eo ihany ny mahakasika izany, mirary soa.
Miverina miasa amin'ny laoniny indray ny MG amin'ny 20 Janoary 2018.
Tratry ny fety daholo isika rehetra!

[Fara-doboka 2017_Andiany 4] Ireo no farany amin'ity. Dia manaova fety sambatra avokoa ary isika rehetra ary amin'ny tao...
14/12/2017

[Fara-doboka 2017_Andiany 4] Ireo no farany amin'ity. Dia manaova fety sambatra avokoa ary isika rehetra ary amin'ny taona 2018 indray mihaona

[Fara-doboka 2017_Andiany 3]
12/12/2017

[Fara-doboka 2017_Andiany 3]

[Fara-doboka 2017_Andiany 2]
09/12/2017

[Fara-doboka 2017_Andiany 2]

[Fara-doboka 2017_Andiany 1]
06/12/2017

[Fara-doboka 2017_Andiany 1]

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mada grossiste posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share