02/07/2026
Plaque induction Trust d’occasion, mbola tena tsara état
Miasa tsara, voakarakara tsara ary mbola propre be.
Mafana haingana, mitsitsy courant, ary mora ampiasaina amin’ny andavanandro.
✅ En bon état
✅ Chauffe rapide
✅ Idéal ho an’ny cuisine/trano na bureau
Vidiny mahaliana. Raha liana dia afaka mandefa message privé na miantso.
0339161715