Yatout - Prix Mora

Yatout - Prix Mora Entana mora kely daholo no hitanao ato

Clients satisfaits๐Ÿฅฐ--------------------------Mankasitraka @ fahatokisana๐Ÿซถ
11/02/2024

Clients satisfaits๐Ÿฅฐ

--------------------------
Mankasitraka @ fahatokisana๐Ÿซถ

โ‰๏ธ Fa aiza ny misy anโ€™i Yatout - Prix Mora?Ety Ankadifotsy Ambatomitsangana ny misy ny magasin Yatout - Prix Mora. Mora ...
04/02/2024

โ‰๏ธ Fa aiza ny misy anโ€™i Yatout - Prix Mora?

Ety Ankadifotsy Ambatomitsangana ny misy ny magasin Yatout - Prix Mora.
Mora hita kely, misy immeuble tsara be avo be izay eo anelanelanโ€™ ny pharmacie Ankadifotsy sy Supermaki, eo apitapitanโ€™ny arrรชt bus Ankadifotsy.

Facade menamena, dia varavarana mifanila @ boutique Miรฉli, mitsofoka any anatiny dia aaaany @ farany any eee. Miaraka @ Popu Up Store izahay.

Tongava mitsidika fa be entana be tsy ampizitsika ao sady @ vidiny mirary daholo.

03/02/2024
03/02/2024
28/01/2024

Eny o, ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ ๐—ฟ fotsiny dia efa mahazo anโ€™ity brosse ร  rรฉcurer ity.
Afaka hanadiovana izay coin tsy azon'ny brosse sy balai tsotra, afaka hanadiovana joint de carrelage, wc,....
Tena manala fahasahiranana
Mora be ny vidiny, ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ ๐—ฟ fotsiny.
Raha maka ๐Ÿฎ (๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ) ianao dia ๐Ÿต ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ ๐—ฟ ๐—ณ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ ๐—ฟ ๐Ÿคฉ
โ€ผ๏ธ Stock l i m i t รฉ

Azo jifaina aty @ Yatout-Prix Mora, ety ๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’…๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’”๐’š ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’•๐’๐’Ž๐’Š๐’•๐’”๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚, enceinte Immeuble Miรฉli, misy affiche Pop Up Store.

Afaka manao livraison ihany ko izahay, mandefa any @ faritra
Alefa mp ny commande na antsoy ny 0 34 35 569 09 na tonga dia manantona avy hatrany atsy @ shop.

๐Ÿ’ฅ๐Ÿญ๐—ฝ๐—ฐ ๐Ÿต ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ | ๐Ÿฎ๐—ฝ๐—ฐ๐˜€ ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ.Plat individuel en inox, mety tsara ho an'ny hotely, fast food, cantine, na ao an-trano...
28/01/2024

๐Ÿ’ฅ๐Ÿญ๐—ฝ๐—ฐ ๐Ÿต ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ | ๐Ÿฎ๐—ฝ๐—ฐ๐˜€ ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ.
Plat individuel en inox, mety tsara ho an'ny hotely, fast food, cantine, na ao an-trano.
Tonga dia misaraka tsara ny vary, laoka, lasary/na dessert.
Inox matevina tsara, tsy atahorana ho vaky

Mora be ny vidiny, ๐Ÿญ๐—ฝ๐—ฐ ๐Ÿต ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ | ๐Ÿฎ๐—ฝ๐—ฐ๐˜€ ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ.๐—ฟ.

Disponible aty @ boutique ety ๐‘จ๐’๐’Œ๐’‚๐’…๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’”๐’š ๐‘จ๐’Ž๐’ƒ๐’‚๐’•๐’๐’Ž๐’Š๐’•๐’”๐’‚๐’๐’ˆ๐’‚๐’๐’‚, enceinte Immeuble Miรฉli, misy affiche Pop Up Store.

Manao livraison ihany ko izahay, mandefa any @ faritra.
0 34 35 569 09

๐ˆ๐ณ๐š ๐ง๐จ ๐ญ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ, ๐๐ž๐ซ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฌ๐š ๐ƒ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ญ๐ฌโ“Samy tsara be daholo, sady mora be ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ฟ ๐Ÿคฉ fotsiny ny plaquette iray.Disponible a...
10/01/2024

๐ˆ๐ณ๐š ๐ง๐จ ๐ญ๐ข๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ, ๐๐ž๐ซ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฌ๐š ๐ƒ๐ข๐š๐ฆ๐š๐ง๐ญ๐ฌโ“
Samy tsara be daholo, sady mora be ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿฌ๐Ÿฌ ๐—ฎ๐—ฟ ๐Ÿคฉ fotsiny ny plaquette iray.

Disponible aty @ boutique ety Ankadifotsy Ambatomitsangana, plan de repรฉrage ao @ c o m m e n t a i r e s.

Manao livraison ihany ko izahay
0 34 35 569 09

Address

Isoraka Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261343556909

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yatout - Prix Mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share