Byhou 📌 Live détail isan'andro
📌 live FANADIOVANA isaky ny Alakamisy
📌 Byhou Friperie raha mila b***e
👌 NY FAHAFINARETAN'NY TONGOTRAO
📞034 08 230 42

14/09/2026

Tsara hoy aho ny thème androany ka Dia andao ary e
Tsy manakalo achat

14/09/2026

Efa manomboka ny Live kapa sy plateforme TSARA bé👌🥰

14/09/2026

Asio coeur ❤️ be dia be
Andao hiaraka hiaina amin'ny fahatsarana rafotsy ah
Tsy manakalo achat

Tsy mijanona eo isika androany a😍Mbola betsaka ny TSARA miandry antsika androany ✨️✅️Aza miala lavitra,araho hatramin'ny...
14/09/2026

Tsy mijanona eo isika androany a😍
Mbola betsaka ny TSARA miandry antsika androany ✨️

✅️Aza miala lavitra,araho hatramin'ny farany anie ireto programme antsika ireto e

⌚️12h:ilay poketra TSARA

⌚️14h:live kapa sy plateforme TSARA

⌚️16h:live talon TSARA

⌚️18h30 :live bottes TSARA

Hifanohana hatrany
Byhou
👌ny fahafinaretan'ny tongotrao

Efa akaiky ary ilay fotoana nampanantenaina ee😍✅ Soraty eo amin'ny commentaire hoe TSARA Raha hitan-drafotsy hoe tena TS...
14/09/2026

Efa akaiky ary ilay fotoana nampanantenaina ee😍
✅ Soraty eo amin'ny commentaire hoe TSARA Raha hitan-drafotsy hoe tena TSARA kosa e

POKETRA TSARA no misokatra voalohany androany !😻

✨️Tsara tarehy✨️Tsara kalitaho✨️Ary indrindra TSARA ny prix

⏰️12H précise no hanombohantsika azy!
👉Miomàna fa mety ho lasa haingana izay tinao indrindra 😜🔥

⌚️14h:kapa sy plateforme TSARA

⌚️16h: Talon TSARA

⌚️18h30:bottes TSARA

Hifanohana hatrany
Byhou
👌ny fahafinaretan'ny tongotrao

📌 Andro TSARA 😘 ✅ Efa motivé TSARA. dia efa nitsangana TSARA . dia aleo ataontsika Andro TSARA ity Andro androany ity fa...
14/09/2026

📌 Andro TSARA 😘

✅ Efa motivé TSARA. dia efa nitsangana TSARA . dia aleo ataontsika Andro TSARA ity Andro androany ity fa isika tsy adalaina an

Je vais aller au bureau amin'izay ary hoy aho🥰 dia ataontsika TSARA daholo ny live Androany

✅ Izay te haka LOHANY = TSARA ( hoy ny mpisehatra amin'ny friperie no mijery live androany)

⌚ 12h : poketra TSARA

⌚ 14h : Kapa sy plateforme TSARA

⌚ 16h : talon TSARA

⌚ 18h 30 : bottes TSARA

Hifanohana hatrany
Byhou
👌Ny fahafinaretan'ny tongotrao

📌 VONJEO KELY AHO ALOHA RAFOTSY ah❓ Iza no ratsiratsy torimaso nitovy amiko Alina. Tena nanofy ratsy Foana Aho e. Taitra...
14/09/2026

📌 VONJEO KELY AHO ALOHA RAFOTSY ah

❓ Iza no ratsiratsy torimaso nitovy amiko Alina. Tena nanofy ratsy Foana Aho e. Taitra aho dia mitohy indray ilay nofy . TSY NISY TSARA MIHITSY OAH E 🥺
Ianareo vé efa tratra an'izany aloha e

✅ Ampio kely aho aloha handamina ny tontolo androntsika fa tena tsy motivé anie Izaho io e😞

Iza amin'ireto no ataontsika live :

1- ilay zavatra Vaovao Mbola tsy nataontsika live teto mihitsy
2- POKETRA PREMIUM
3- BOTTES
4- TALON
5- KAPAKAPA SY PLATEFORME VVIP
6- SAC DE MARQUE

✅ Live 4 ihany no vitako isan'andro

‼️ Ampio kely aho aloha eeee

Hifanohana hatrany
Byhou
👌Ny fahafinaretan'ny tongotrao

13/09/2026

📌 Andao aloha mba hiaraka hihomehy sy hifalifaly aminay amin'ity video ity fa rapitso isika misy zavatra Vaovao be Mbola tsy nataontsika live mihitsy

Hifanohana hatrany
Byhou
👌Ny fahafinaretan'ny tongotrao

13/09/2026

Tena mangatsiaka Rafotsy ah
Sao tokony hanao live bottes ihany aloha e

📌 Tsapako ihany hoy aho indraindray Rafotsy ilay alahelonareo Rehefa tsy pointure ilay kiraro Tiana bé e🫣🥰✅ AMPIO AHO AL...
12/09/2026

📌 Tsapako ihany hoy aho indraindray Rafotsy ilay alahelonareo Rehefa tsy pointure ilay kiraro Tiana bé e🫣🥰

✅ AMPIO AHO ALOHA KA🙃

❓ Iza no mety aminareo kokoa Rehefa Ilay tsy maintsy hihafy amin'ilay zavatra Tiana anefa tsy pointure

1- Manao pointure Kely dia Somary tery sa
2- Maka ilay pointure lehibe dia malalaka dia hidina mafy ny lasset😅
3- Sa ataonareo daholo Rehefa Tiana dia ihafiana na tery na malalaka 🙂

Hifanohana hatrany
Byhou
👌Ny fahafinaretan'ny tongotrao

Address

Ambohimahitsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Byhou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share