Gasymetalhead

Gasymetalhead Une marque qui vise à promouvoir les valeurs de la culture Malgache à travers la culture Rock - Metal

Une marque qui vise à promouvoir les valeurs de la culture Malgache à travers la culture Rock et Metal

GASYMETALHEAD SHOW - BLOODLINEKAZAR x WEST BulletDimanche 04 Octobre, 15h30La Teinturerie - Association d'artistes - Amp...
15/08/2026

GASYMETALHEAD SHOW - BLOODLINE

KAZAR x WEST Bullet

Dimanche 04 Octobre, 15h30
La Teinturerie - Association d'artistes - Ampasanimalo

Partenaires:
- BADASS 𝗠𝗢𝗧𝗢𝗥𝗖𝗬𝗖𝗟𝗘 𝗖𝗢𝗠𝗠𝗨𝗡𝗜𝗧𝗬
- Studio Miou Sonor
- ONCE Rock & Metal
- ROCK ON RADIO
- Culture Rock Emission
- Sidewalk Photography mg

Amboary ny drafitra ary !

10/08/2026

MARTZ 🔥

Malagasy Extrem Metal 🤘

Any anatinao any izy any. . .VOLOMBAVAOLO Blaky
03/08/2026

Any anatinao any izy any. . .

VOLOMBAVA
OLO Blaky


Mba mety manao ahoana ary ny donan'izany "Festival Rock Valabe" izany raha misy? 🤪🙃
01/08/2026

Mba mety manao ahoana ary ny donan'izany "Festival Rock Valabe" izany raha misy? 🤪🙃

Profitez pleinement de cette saison de vacances, les Metalheads ! 🤘De nombreux événements rock et metal s'annoncent dura...
31/07/2026

Profitez pleinement de cette saison de vacances, les Metalheads ! 🤘

De nombreux événements rock et metal s'annoncent durant cette période.
On espère que vous en profiterez pour vivre de bons moments.

KOZY SARY Un événement organisé par Mira Photo pour mettre en avant la photographie documentaire à Madagascar.Nous somme...
30/07/2026

KOZY SARY
Un événement organisé par Mira Photo pour mettre en avant la photographie documentaire à Madagascar.

Nous sommes heureux de collaborer avec Mira Photo pour cette initiative qui célèbre l'image, les échanges et la créativité.

On vous donne rendez-vous ce soir à 19h au BADASS MOTORCYCLE COMMUNITY (Andranobevava) avec TangalaMamy pour une projection de ses travaux, suivie d'un moment d'échange autour de la photographie.

17/07/2026

Affiche vita amin'ny Intelligence Artificielle

Fanehoankevitr'i Mahefa Dimbiniaina tao amin'ny Gasymetalhead Podcast.

Ao amin'ny Commentaire ny vidéo feno.

Raikitra indray e !Tsy miova ny fomba filalaovana.Vakio tsara !- Soraty ao amin'ny commentaire ny score pronostic anao- ...
15/07/2026

Raikitra indray e !

Tsy miova ny fomba filalaovana.
Vakio tsara !

- Soraty ao amin'ny commentaire ny score pronostic anao
- Soraty eo ambany ny motif an'ilay t-shirt tianao ho azo
- Partageo en mode public ity publication ity ary ampio hashtag

• Olona iray ihany no mahazo.
• Mahazo t-shirt Gasymetalhead izay tiany izay mivoaka mpandresy.
• Manao fisarihana tsika raha toa ka misy olona mitovy valiteny.

NB :
* Score sur 90min ihany no lalao ataotsika.
* Tsy manankery ny compte fake.
* Disqualifié izay manao modification commentaire.
* Hitanao ato anatin'ity lien ity ireo safidy amin'ny t-shirts 👇👇
https://www.facebook.com/share/p/1GwMZSC9pj/

Mifarana rehefa avy eo 21h00 ny lalao !

Le death metal est en deuil.Mike Browning (ex. morbid Angel, Nocturnus...) laisse derrière lui une scène dont il est l'u...
14/07/2026

Le death metal est en deuil.

Mike Browning (ex. morbid Angel, Nocturnus...) laisse derrière lui une scène dont il est l'un des fondateurs.

Mpankafy football ny admin 🥴Andao mba hilalao kely e!Toizao no fandehany ary :- Soraty ao amin'ny commentaire ny score p...
13/07/2026

Mpankafy football ny admin 🥴
Andao mba hilalao kely e!

Toizao no fandehany ary :
- Soraty ao amin'ny commentaire ny score pronostic anao (Score ao anatin'ny 90min ihany)
- Soraty eo ambany ny motif an'ilay t-shirt tianao ho azo
- Partageo en mode public ity publication ity ary ampio hashtag

• Olona iray ihany no mahazo.
• Mahazo t-shirt Gasymetalhead izay tiany izay mivoaka mpandresy.
• Manao fisarihana tsika raha toa ka misy olona mitovy valiteny.

NB :
* Score sur 90min ihany no lalao ataotsika.
* Tsy manankery ny compte fake.
* Disqualifié izay manao modification commentaire.
* Hitanao ato anatin'ity lien ity ireo safidy amin'ny t-shirts 👇👇
https://www.facebook.com/share/p/1GwMZSC9pj/

Mifarana rahampitso 18h ny lalao !

Address

Lot II A 1 X Andranobevava, Enceinte Ferronnerie D'Art ( Rocade Marais Masay)
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 17:30
Wednesday 11:00 - 17:30
Thursday 11:00 - 17:30
Friday 11:00 - 18:00
Saturday 11:00 - 17:30

Telephone

+26134 61 404 32

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasymetalhead posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gasymetalhead:

Shortcuts

Share