06/08/2020
Salama tompoko,
Araka ny zavatra miseo misy momban'ny COVID19 dia somary sarotra ny fampiakarana ny vary.
ary sarotra ny mampanatena ny mpanjifa;manao publication miandalana eo iany izahay rehefa misy ny vary mora
Misaotra indrindra aminy fiarahana
Mankasitraka indrindra tompoko.