๐—•๐—จ๐—•๐—จ๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜๐—ฆ

๐—•๐—จ๐—•๐—จ๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜๐—ฆ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ๐—•๐—จ๐—•๐—จ๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜๐—ฆ, Household Supplies, Antananarivo.

HEY !! Sao adinonao ny fisiako ry mpanjifa hajaina ? ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ‘ซ๐Ÿ‘ช : Fa iza tokoa moa ? ๐Ÿ˜…Izaho no BUBULLES, savon liquide multi-u...
12/02/2024

HEY !!
Sao adinonao ny fisiako ry mpanjifa hajaina ? ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

๐Ÿ‘ซ๐Ÿ‘ช : Fa iza tokoa moa ? ๐Ÿ˜…

Izaho no BUBULLES, savon liquide multi-usage manana ireo fetra izay ilainao andavan'andro :

๐Ÿ”ด Kalitao tsara hatrany
๐ŸŸข Mandroatra aok'izany
โšช๏ธ Manadio tanteraka (super dรฉgraissant)
๐ŸŸ  Mety amin'ny lovia, fiara, carreaux, vitres, ...
๐Ÿ”ต Tsy midongy alaina aty an-trano fa afaka aterina any aminao (+ Frais ๐Ÿ˜)
๐ŸŸฃ Azo isafidianana tsara ( 1L/350mL) : Tutti frutti, fraise, menthe, vanille.
๐ŸŸก Vidiny mirary: 10.800 ar (pack de 4 Bubulles GM) -- 5.000ar (pack de 4 Bรฉbรฉs Bubulles)

PS: Saika adinoko fa mahafatifaty kely koa aho, azo atao fanomezana tsara ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Ity ny contact 034 43 637 78 na MP ho an'ny commande. ๐Ÿ˜Š

โš ๏ธโš ๏ธ Afaka miara-miasa maharitra koa anh, MP hatrany ary raha haneho hevitra.

Mankasitraka !! ๐Ÿซถ๐Ÿผ๐Ÿซถ๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ

โ™ฅ๏ธ Mirary taona zina ho antsika rehetra. โ™ฅ๏ธHo taom-pahombiazana sy taom-pitahiana hatrany anie. ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ
01/01/2024

โ™ฅ๏ธ Mirary taona zina ho antsika rehetra. โ™ฅ๏ธ

Ho taom-pahombiazana sy taom-pitahiana hatrany anie. ๐Ÿ™๐Ÿผ๐Ÿ™๐Ÿผ

Tianareo mihitsy izy ity eh ?  ๐Ÿ’ž1.300ar anie dia mahazo azy eeh. Raha miaraka amin' ireo akamany moa dia 5.000ar monja (...
19/12/2023

Tianareo mihitsy izy ity eh ? ๐Ÿ’ž

1.300ar anie dia mahazo azy eeh. Raha miaraka amin' ireo akamany moa dia 5.000ar monja ( 4 parfums diffรฉrents de Bรฉbรฉs Bubulles 350ml ). ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Alefaso mp ary ny commande sao tara !!

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข  ALLO, ALLO !! FILAZANA, FILAZANA :๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿคฃ NANASA LOVIA HATRAMIN'NY FARAVAVY mihitsy hono ry reto ah !! ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ ==> BUBULLES ...
27/11/2023

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข ALLO, ALLO !! FILAZANA, FILAZANA :๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข

๐Ÿคฃ NANASA LOVIA HATRAMIN'NY FARAVAVY mihitsy hono ry reto ah !! ๐Ÿ˜ฎ๐Ÿคฃ๐Ÿคฃ

==> BUBULLES ilay fanalahidy kay 'zany ๐Ÿคญ๐Ÿคญ๐Ÿคซ

Faly tokoa BUBULLES maharay ny "feedback" avy aminareo mpanjifa, ary vonona hatrany hanome fahafaham-po hahamora ny andavanandrom-piainanantsika tsirairay avy. MANKASITRAKA ireo efa nanjifa rehetra eee ๐Ÿ™

Aza misalasala ary mandefa hafatra raha misy fanamarihana. โ˜บ๏ธ

Ny commande ihany koa mandeha foana an!!! ๐Ÿ™‚๐Ÿคฉ

Mankasitraka hatrany, dia mirary herinandro finaritra miaraka amin'ny BUBULLES oh. โœจโœจ๐Ÿ’–

๐Ÿ”ด Pack Bubulles GM : 10.800 ar ( 1 litre ร— 4 ๐Ÿคฉ)
๐ŸŸก Pack Bubulles PM : 5.000 ar ( 350 ml ร— 4 ๐Ÿฅฐ)

๐Ÿ’š Parfums: Vanille, Menthe, Fraise, Tutti Frutti

"Dรฉcouvrez la magie d'un nettoyage polyvalent avec notre savon liquide multi-usage! ๐ŸŒŸ Adieu les soucis, bonjour la propr...
24/11/2023

"Dรฉcouvrez la magie d'un nettoyage polyvalent avec notre savon liquide multi-usage! ๐ŸŒŸ
Adieu les soucis, bonjour la propretรฉ รฉclatante!
Essayez-le maintenant et transformez votre quotidien! ๐Ÿ’ง

Pour:
๐Ÿ”ด Vaisselles
๐ŸŸข Carrelages
๐ŸŸก Vitres
๐ŸŸค Appareils sanitaires
๐ŸŸฃ Vรฉhicules



โœ…๏ธPack GM: 1litre ร— 4 : 10.800 Ar
โœ…๏ธPack Pm : 350ml ร— 4 : 5.000 Ar (adรฉquat pour apprentissage des enfants et pour emmener en vacances!)

Mp pour les commandes!
Contact rapide: 034 43 637 78

Nahafa-po sady nahafinaritra ny vente privรฉe notanterahina androany teny amin'ny Kaseiro Meet Officiel. ๐Ÿ˜Mankasitraka an...
24/11/2023

Nahafa-po sady nahafinaritra ny vente privรฉe notanterahina androany teny amin'ny Kaseiro Meet Officiel. ๐Ÿ˜

Mankasitraka anareo izay tonga nitsidika sy nanjifa ny vokatra BUBULLES, ary misaotra manokana an'ny Kaseiro Meet nampiantrano. ๐Ÿ™๐Ÿป๐Ÿ™๐Ÿป

Amin'ny manaraka indray. Bon week-end ! โœจโœจ๐Ÿ’–

๐Ÿ˜๐Ÿ˜  Efa vonona BUBULLES handray antsika ety amin'ny Kaseiro Meet Officiel Behoririka.  ๐Ÿ˜๐Ÿ˜Tongava marooo !!
24/11/2023

๐Ÿ˜๐Ÿ˜ Efa vonona BUBULLES handray antsika ety amin'ny Kaseiro Meet Officiel Behoririka. ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

Tongava marooo !!

โš ๏ธโš ๏ธ PROMOTION BE !! โš ๏ธโš ๏ธBLACK FRIDAY koa miaraka amin'ny BUBULLES anh !!Lasa izao ary, 'ndao hijery izay mahasoa. Tonga...
20/11/2023

โš ๏ธโš ๏ธ PROMOTION BE !! โš ๏ธโš ๏ธ

BLACK FRIDAY koa miaraka amin'ny BUBULLES anh !!
Lasa izao ary, 'ndao hijery izay mahasoa. Tongava maro, araraoty fa hisy tolotra masaka be. ๐Ÿ˜ป๐Ÿ˜ป

Eny amin'ny Kaseiro Meet Officiel Behoririka ny fotoana, ny zoma 24 Novambra ho avy izao.

Sady miantsena 'zany no mihinana an'ilay Biscuits matsiro kelin'ny Kaseiro, hmmm ... ๐Ÿคญ๐Ÿคญ๐Ÿคซ

_______________

๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ Venez profiter de nos offres exceptionnelles sur les produits BUBULLES, tout en savourant les dรฉlicieux biscuits faits maison de Kaseiro.
Que demander de plus, la vie est belle non (?) ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ

๐Ÿ””๐Ÿ”” Ne ratez pas, rendez-vous ce vendredi 24 Novembre, chez Kaseiro Meet Behoririka.



๐Ÿ˜ Ianareo sisa no andrasana. 'Ndao hiantsena eny amin'ny Kaseiro Meet Officiel. ๐Ÿ˜๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ 24/11/23 --- 08:30 - 17:00
18/11/2023

๐Ÿ˜ Ianareo sisa no andrasana. 'Ndao hiantsena eny amin'ny Kaseiro Meet Officiel. ๐Ÿ˜

๐Ÿ“ฃ๐Ÿ“ฃ 24/11/23 --- 08:30 - 17:00

Krrrrrrrrr....................

Inona no produits fanadiovanareo trano, vilia, sns....mampiasa savony isan-karazany mihintsy izao e?

Tongava ao amin'i Kaseiro Behoririka ny 24 novambra izao fa ho avy ao i ๐—•๐—จ๐—•๐—จ๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜๐—ฆ hanolotra anao ny vokatr'izy ireo "savon multiusage" (liquide) manitra, mandroatra tsara, manala ny loto rehetra ao an-trano.

Inona moa izany fa tsy efa vita ao amin'i Kaseiro daholo ny tsena?๐Ÿคฃ

Ny zaza hahazo ronono sy couches, ny lehibe hahazo jeans milay, ny trano koa tsy ho diso anjara

๐Ÿฅณ Manasa antsika rehetra ho avy eny amin'ny Kaseiro Meet Officiel Behoririka !! ๐ŸฅณVonona hanome fahafaham-po antsika hatr...
17/11/2023

๐Ÿฅณ Manasa antsika rehetra ho avy eny amin'ny Kaseiro Meet Officiel Behoririka !! ๐Ÿฅณ

Vonona hanome fahafaham-po antsika hatrany BUBULLES, sady hisy tolotra mahafinaritra be ๐Ÿ˜๐Ÿ˜

24 Novambra 2023 ary ny fotoana amin'ny BUBULLES, tongava maroooo !!

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261344363778

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—•๐—จ๐—•๐—จ๐—Ÿ๐—Ÿ๐—˜๐—ฆ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share