Autostyle

Autostyle 🚙🛵🚗🏍️🚐vente de décoration et de style pour voitures et motos🚗🛻🚙🚐🏍️🛵

01/07/2026

✨ ACCESSOIRE VOITURE – Protection poignée de porte ✨

Ataovy stylé, moderne ary voaaro ny fiaranao 🚗
Sticker réfléchissant ho an’ny poignée de porte, manome endrika class sady miaro amin’ny ratra sy kikisana.

✅ Mora apetaka
✅ Résistant & qualité tsara
✅ Design lumineux manintona
✅ Mety amin’ny ankamaroan’ny fiara
✅ Set complet

💰 Vidiny mirary : 25.000ar (8 pièce) pour 4 portes

📞 Commande / Infos : 038 33 128 72
📍 Adresse : BEHORIRIKA Shop shekina Box 17 RDC

⚡ Stock limité, aza tara fa manja be amin’ny fiara!

21/06/2026

🔥🚘 ATAOVY MISONGADINA NY FIARANAO! 🚘🔥

Tianao ve ny hanome endrika luxe, moderne ary premium ny fiaranao nefa tsy mandany vola be?

💡 JIRO LOGO PROJECTOR HO AN'NY VARAVARANA no vahaolana!

Rehefa misokatra ny varavarana dia mipoitra amin'ny tany ny logo an'ny fiaranao, ka manome endrika manintona sy matihanina avy hatrany.

✨ BMW
✨ Mercedes
✨ Audi
✨ Volkswagen
✨ Honda
✨ Ary maro hafa...

✅ Installation mora sy haingana
✅ Infrared sensor automatique
✅ Hazavana mazava tsara
✅ Mitsitsy batterie
✅ Kalitao tsara sy maharitra

🎯 Tonga dia miova ny endriky ny fiaranao!
🎯 Mahasarika maso eny rehetra eny!
🎯 Fanomezana tonga lafatra ho an'ny mpankafy fiara!

💥 PROMOTION : 40.000 Ar MONJA / PAIRE 💥

⚠️ Vitsy ny stock! Aza miandry ho lany vao hanafatra.

📍 Behoririka Shop Shekina Box 17
📞 038 33 128 72

📩 Alefaso message izao na antsoy avy hatrany raha hanafatra!

01/06/2026

☠️🚘 👀 JIRO LOGO PROJECTOR HO AN’NY VARAVARANA

✨ Jiro projection logo apetraka eo ambanin’ny varavarana.
Rehefa misokatra ny varavarana dia miseho amin’ny tany ny logo (BMW, Mercedes, Audi, VW, Honda, sns…)

🔹 Infrared sensor automatique
🔹 Tsy mila fanamboarana sarotra
🔹 Mazava sy classy
🔹 Mande pile (mitsitsy)

💵Prix : 40.000ar /paire

👉 Manome touche luxe sy moderne ny fiaranao

----

📍 **Adresse :** Behoririka Shop Shekina Box 17
📞 **Numéro :** 038 33 128 72

📩 Aza misalasala miantso na mandefa message raha liana!

18/05/2026

🚗✨ **ACCESSOIRES POIGNÉE PORTE VOITURE** ✨🚗

Ataovy manja sy classe kokoa ny fiaranao 😍
Protection poignée porte voiture couleur **Noir style carbone** ✔️
Misy ho an’ny **marika fiara rehetra** 🚘

✅ Mora apetraka
✅ Qualité tsara
✅ Miaro amin’ny rayure sy tasy
✅ Design sportif & élégant

💰 **Prix : 30.000Ar (8 pièces)**

📍 Adresse : **BEHORIRIKA Shop Shekina Box 17 RDC**
📞 Tél : **038 59 187 02**

Tongava maro tompoko 😊

30/04/2026

📱 Support téléphone voiture (fixation grille ventilation) 🚗

🔹 Tena matanjaka sy maoderina
🔹 Misy fehikibo “SPORTS” mitazona tsara ny téléphone
🔹 Anti-dérapant – tsy mianjera na mihozongozona
🔹 Mora apetraka amin’ny grille ventilation
🔹 Afaka ampiasaina amin’ny téléphone rehetra (réglable)
🔹 Design stylé (carbon look)

👍 Tena mety ho an’izay mitondra fiara matetika (GPS, appel, musique…)

💰 Prix : 35.000ar

📞 Contact : 038 33 128 72

📍 Adresse : Behoririka Shop shekina Box 17 RDC

🔥 Stock limité – aza tara!

30/04/2026

🚗 Car Door Protector / Anti-Collision Strip 🚗

👉 Miaro ny sisin'ny varavaran'ny fiara tsy ho voadona na ho rovitra
👉 Mora apetraka (adhésif matanjaka)
👉 Endrika stylish misy logo maro azo isafidianana
👉 Mety amin'ny karazana fiara rehetra

✔️ Anti-choc
✔️ Résistant & durable
✔️ Tsy manimba ny peinture

💰 Prix: 25.000ar (4 pièces)
📍 Toerana: Behoririka Shop shekina Box 17 RDC

📞 Contact: 038 33 128 72

⚡ Stock limité — aza tara!

21/04/2026

🔥 Bouton Start/Stop Cover – Style Sport & Luxe 🔥

Ampio style sy élégance ny fiaranao amin’ity cache bouton Start/Stop ity 😍
✔️ Design manara-penitra (carbon / rouge / bleu / noir)
✔️ Mora apetraka (plug & play)
✔️ Miaro ny bouton d’origine amin’ny scratch
✔️ Manome look sportif sy premium ao anaty voiture

💯 Mety amin’ny ankamaroan’ny fiara misy bouton Start/Stop

💵Prix : 25.000ar

📍 Adresse : Behoririka Shop shekina Box 17 RDC
📞 Contact : 038 33 128 72

⚡ Stock voafetra – aza tara!

Address

Antananarivo

Telephone

+261383312872

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Autostyle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Autostyle:

Shortcuts

Share