RIANA'shop

RIANA'shop SANTE ,PAIX , PROGRES

15/10/2025

Atomboy @ tenanao ny fiovana. Ndana misasa tsara d manaova madio akanjo, madio fisaina,madio fiteny ary madio fihetsika.

25/08/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Niaina Landry, Mitia Decor

BARQUETTE EN Verre ❤ Boîtes à lunch Bento Boîtes en verre avec couvercle Round / Rectangle Boîte bento pour enfants Réci...
17/06/2025

BARQUETTE EN Verre ❤

Boîtes à lunch Bento Boîtes en verre avec couvercle Round / Rectangle Boîte bento pour enfants Récipient de nourriture pour micro-ondes thermique .

-Tena ilaina be ho atsika mitondra vary mande miasa na mianatra satri tena tsy mampasiso sakafo 🥗
- BARQUETTE en verre afaka mihaina noho izy efa misy lavaka ivoahan'ny entona ☄

▪ Couleur dispo : Rose et Bleu. ...🦋
▪ PRIX : 35.000 Ar ny 3 pieces

OUI ny 3 pieces efa tena oe PROMOTION e 😊😍

📞038 19 963 72 ou message PRIVE

LIVRAISON 🚴🏻‍♀️

‼️🕊️  #𝗦𝗧𝗢𝗥𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗔𝗧𝗔𝗢𝗡'𝗜  "𝐉𝐞𝐬𝐨𝐬𝐲 𝐚𝐚𝐚, 𝐦𝐛𝐚 𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲", 𝐡𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐭𝐨𝐫𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧'𝐢 𝐑𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐚 𝐒𝐭𝐞 𝐅𝐲 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧...
16/06/2025

‼️🕊️ #𝗦𝗧𝗢𝗥𝗬 𝗙𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬 𝗡𝗔𝗧𝗔𝗢𝗡'𝗜
"𝐉𝐞𝐬𝐨𝐬𝐲 𝐚𝐚𝐚, 𝐦𝐛𝐚 𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐡𝐚𝐲", 𝐡𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐬𝐭𝐨𝐫𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧'𝐢 𝐑𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐚 𝐒𝐭𝐞 𝐅𝐲 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐤𝐚𝐨𝐧𝐭𝐲 𝐟𝐚𝐜𝐞𝐛𝐨𝐨𝐤-𝐧𝐲, ora vitsy talohan'ny nahafatesany.
‼️Isan'ireo namoy ny ainy tamin'ilay sakafom-pety teny Imerinkasinina i Ste Fy. Nivoaka ny HJRA io tolakandro io ny razana ka andrasana eny anio alina. Entina any an-tanindrazany any kosa rahampitso.

MOULIN A GRAIN (fitotona voa )Marque :SKOEDI ♥Hitotona Cafe , soja , katsaka ,epice , soja , sns -Capacite plus de 100g/...
12/06/2025

MOULIN A GRAIN (fitotona voa )
Marque :SKOEDI ♥

Hitotona Cafe , soja , katsaka ,epice , soja , sns
-Capacite plus de 100g/200ml , manala ny fahasahiranana tanteraka 😊♥...Sady tsy mapiasa lona sy fanoto intsony .
Vitsy kely ny arrivage fa araraoty 😊

Sous carton...💰30.000 Ar

Livraison Partout 🏍
📞038 19 963 72

Ze mahazo 😊
27/05/2025

Ze mahazo 😊

Fiainana manao botte a Lacet Vrai cuir ndray zao no malaza 😍Facon Doc Martens modele a lacet ( 8 trous )Vrai cuir et tre...
11/05/2025

Fiainana manao botte a Lacet Vrai cuir ndray zao no malaza 😍

Facon Doc Martens modele a lacet ( 8 trous )
Vrai cuir et tres bonne qualite
Semelle Gomme ♥

🦋Pointure dispo : 36 - 40
🦋couleur noir...

📞038 19 963 72

30/04/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Tsenako, Mialy Ran Fi, Mį Rana Nìcolę, Dïårÿ Såmbåtrå

Pandora Charm Bracelet ❤-Tena ilain'ny zaza be stress satri manala stress😊-Afaka atao cadeaux ho an'ny akizy ihany koa (...
25/04/2025

Pandora Charm Bracelet ❤

-Tena ilain'ny zaza be stress satri manala stress😊
-Afaka atao cadeaux ho an'ny akizy ihany koa (atambatambatra ny bouls dia atao bracelet 🥰)

💰Prix :8.000 ar

📞038 19 963 72

Livraison 🚴🏻‍♀️🦋

Arabaina nahatratran'i Macron 😂 joyeux Macron sa oe Bonne Macron 😊😂Tsy zany fa saika irepropose an'ireto Goblet mamii ke...
23/04/2025

Arabaina nahatratran'i Macron 😂 joyeux Macron sa oe Bonne Macron 😊😂

Tsy zany fa saika irepropose an'ireto Goblet mamii kely reto aho 😍
Sady misy Karazany maro be 😮💗
Misy ilay :
300 ml et 500 ml🎉
💰Prix : Samy manana ny vidiny 😍

Aza tara intsony eto fa sady tendance izy itony amizao an

📞038 19 963 72

Goblet ❤🥰Reo ndray ny arrivage tena oe WOW  Vita Paques e 😍GM : 500 mlPM : 300 ml💰Prix : Samy manana ny vidiny fa antani...
22/04/2025

Goblet ❤🥰

Reo ndray ny arrivage tena oe WOW Vita Paques e 😍
GM : 500 ml
PM : 300 ml
💰Prix : Samy manana ny vidiny fa antanio ze tina 😍😂

📞038 19 963 72

Livraison partout partout 😊

ReDISPO - Filtre a evier ( cuisine )- porte-savon mural en plastique maro be afaka hisafidianana 🥰Aza tara intsony fa vi...
26/02/2025

ReDISPO

- Filtre a evier
( cuisine )
- porte-savon mural en plastique maro be afaka hisafidianana 🥰

Aza tara intsony fa vitsy2 sisa an 😊

📞034 23 658 14
038 19 963 72

Address

Antananarivo

Telephone

+261383507042

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RIANA'shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to RIANA'shop:

Shortcuts

Share