12/06/2026
Nivoaka ny mise a jour application android Diamondra V2. Inona avy no zavatra nihatsara?
- Preset upper/lower 100 isa 🥰🥰.
- Nakambana ao anatiny ilay application solfeo controlleur (ahafahanao mibaiko logiciel orga hafa amin'ny alalan'ny telefaonina wifi/usb).
- Nohatsaraina ny fifandraisany amin'ny clavier.
- Afaka safidiana ny sortie audio.
👌👌👌: tsy miova ny code d'activation hoan'ireo efa nanjifa.
Prix: 60 000 Ar
Azonao andramana maimaimpoana ato: