19/03/2026
VAOVAO 2026
Manova famindra kely isika, hivelatra kokoa amin'ny entana ho an'ny tokatrano fa ny filamatra tsy miova: entana tsy hosoka, soa sy manja.
Fa tsy mijanona akory ny RCF an!
Ka toy izao ny fisehon'izany.
Tsy amidy misaraka fa tsy maintsy Kit: ampli + enceintes. Misy système stéréo, home cinema 5.1, misy 2.1: stéréo + sub actif.
JM Lab (Focal), JAMO, JBL, Eltax, Davis Acoustics, Marantz, Yamaha.
Manomboka 2.000.000 Ar ny vidin'ny kit iray.
Tsy tapaka mialoha ny vidiny satria arakarak'izay Kit tianareo ohatra hoe ampli Marantz sy enceinte JBL na ampli Yamaha sy enceinte JAMO.
Ny dikan'izay dia miantso dia mamandrika fotoana dia maka fotoana tonga aty amiko aty Ivato mihaino izay mety amin'ny sofinareo. Tsara foana ny mihaona ahafahako koa manome torohevitra anareo sy hifanakalozantsika izay mety hahatsara.
Mirary Asaramanitra lavorary ho an'ny rehetra!
038 64 386 63 ny finday na ny whatsapp: +33628112579