28/04/2025
💕 Mug double paroi avec Fleurs séchées💕
NB: TENA VONINKAZO AO ANATINY ILAY IZY FA TSY SARY FOTSINY
Tena mamikely anie izy Ireto 😍 miparitaka ireo fleur séché ao anatiny ireo fa tsy miraikitra 🍃
✨Mazaka mamay
tanà no misy anay ary mandefa any amin’ny faritra
Mp ou 038.08.811.21