14/07/2026
🚨 JEU PRONOSTIC SPÉCIAL DEMI-FINALE 🚨
🔥 Efa vonona ve ianareo?
🇫🇷 France 🆚 Espagne 🇪🇸
⚽ Vinanio: ✅ Iza no handresy? ✅ Firy ny isa hifaranan'ny lalao?
📝 Apetraho ao amin'ny commentaire ny valinteninao alohan'ny fanombohan'ny lalao.
🎁 Ho an'izay mahavina tsara dia mety hisy loka miandry!
Bonne chance à tous! 🍀⚽