Tsenan'ny Ondana

Tsenan'ny Ondana Oreillers antiacariens au fibre de polyester de qualité supérieure
Ondana ara-pahasalamana, mateza

Venez faire du shoppring chez O'HAPPY DEAL pour égailler votre maison. Nous vous proposons des articles et textiles pour la maison de bonne qualité à des prix abordables

Petit rappel kely : ho anareo izay mitady ondana tsara, mateza, confortable s'y ara-pahasalamana ! Raha te-ho afa-po Dia...
25/08/2023

Petit rappel kely : ho anareo izay mitady ondana tsara, mateza, confortable s'y ara-pahasalamana ! Raha te-ho afa-po Dia mankanesa ety amin'ny O'Happy Deal fa tsy anenenanao zany

Adresse : Galerie commerciale Le Colisée, SUPER-U Tsiadana ! Box 05
Tél 034 53 890 22

Tongava mijery ondana fa tonga ny motif vaovaoDimensions et prix de nos oreillers CLASSIQUE :45*45 cm | Poids : 400 g | ...
27/06/2023

Tongava mijery ondana fa tonga ny motif vaovao

Dimensions et prix de nos oreillers CLASSIQUE :
45*45 cm | Poids : 400 g | Prix : 15.000 ariary/pièce (coussins)
50*50 cm | Poids : 600 g | Prix : 22.000 ariary/pièce
60*40 cm | Poids : 600 g | Prix : 25.000 ariary/pièce
60*60 cm | Poids : 950 g | Prix : 35 000 ariary/pièce
75*45 cm | Poids : 900 g | Prix : 35 000 ariary/pièce
80*50 cm | Poids : 1200 g | Prix : 50.000 ariary/pièce
70*70 cm | Poids : 1400 g | Prix : 60.000 ariary/pièce

Dimensions et prix de nos oreillers GOLD (double côtés) :
80*50 cm | Poids : 1500 g | Prix : 70.000 ariary/pièce
70*70 cm | Poids : 1800 g | Prix : 80.000 ariary/pièce
60*60 cm | Poids : 1400 g | Prix : 50.000 ariary/pièce
75*45 cm | Poids : 1300 g | Prix : 50.000 ariary/pièce
60*40 cm | Poids : 900 g | Prix : 30.000 ariary/pièce

Dimensions et prix de nos oreillers PREMIUM :
70*70 cm | Poids : 1500 g | Prix : 65.000 ariary/pièce
45*45 cm | Poids : 400 g | Prix : 20.000 ariary/pièce (coussins)
60*40 cm | Poids : 650 g | Prix : 25.000 ariary/pièce
50*50 cm | Poids : 650 g | Prix : 25.000 ariary/pièce
75*45 cm | Poids : 1000 g| Prix : 40.000 ariary/pièce
60*60 cm | Poids : 1000 g| Prix : 40.000 ariary/pièce
60*50 cm | Poids : 1000 g | Prix : 40.000 ariary/pièce

𝗔𝗱𝗿𝗲𝘀𝘀𝗲 : 𝗢'𝗵𝗮𝗽𝗽𝘆 𝗗𝗲𝗮𝗹, BOX 05, 𝗚𝗮𝗹𝗲𝗿𝗶𝗲 Commerciale 𝗟𝗲 Colisée, 𝗦𝗨𝗣𝗘𝗥 𝗨 𝗿𝗼𝘂𝘁𝗲 𝗱'𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼
𝗖𝗼𝗻𝘁𝗮𝗰𝘁𝘀 : 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟵 𝟱𝟰𝟴 𝟵𝟴 / 𝟬𝟯𝟰 𝟱𝟯 𝟴𝟵𝟬 𝟮𝟮

Tonga koa ny arrivage couette tena matevina be ohCouette marque HILTON avec SACDimensions 220*240 cmPoids moyen : 4,300 ...
27/06/2023

Tonga koa ny arrivage couette tena matevina be oh
Couette marque HILTON avec SAC
Dimensions 220*240 cm
Poids moyen : 4,300 kg
Prix : 220.000 ariary/pièce

𝗔𝗱𝗿𝗲𝘀𝘀𝗲 : 𝗢'𝗵𝗮𝗽𝗽𝘆 𝗗𝗲𝗮𝗹, BOX 05, 𝗚𝗮𝗹𝗲𝗿𝗶𝗲 Commerciale 𝗟𝗲 Colisée, 𝗦𝗨𝗣𝗘𝗥 𝗨 𝗿𝗼𝘂𝘁𝗲 𝗱'𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼
𝗖𝗼𝗻𝘁𝗮𝗰𝘁𝘀 : 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟵 𝟱𝟰𝟴 𝟵𝟴 / 𝟬𝟯𝟰 𝟱𝟯 𝟴𝟵𝟬 𝟮𝟮

Tonga ihany koa ny matelas 100% Mousse haute densité amin'ny prix mora indrindrafa tongava eUne place 90*190Épaisseur 14...
27/06/2023

Tonga ihany koa ny matelas 100% Mousse haute densité amin'ny prix mora indrindra
fa tongava e
Une place 90*190
Épaisseur 14 cm - 400 000 ariary
Épaisseur 16 cm - 425 000 ariary
Épaisseur 18 cm - 450 000 ariary
Épaisseur 20 cm - 485 000 ariary

Deux places 140*190
Épaisseur 16 cm - 570 000 ariary
Épaisseur 18 cm - 650 000 ariary
Épaisseur 20 cm - 710 000 ariary

Queen 160*200
Épaisseur 18 cm - 725 000 ariary
Épaisseur 20 cm - 780 000 ariary

King size 180*200
Épaisseur 18 cm - 825 000 ariary
Épaisseur 20 cm - 880 000 ariary

King 200*200
Épaisseur 20 cm - 1 000 000 ariary

King size 200*220 cm
Épaisseur 20 cm - 1 500 000 ariary
𝗔𝗱𝗿𝗲𝘀𝘀𝗲 : 𝗢'𝗵𝗮𝗽𝗽𝘆 𝗗𝗲𝗮𝗹, BOX 05, 𝗚𝗮𝗹𝗲𝗿𝗶𝗲 Commerciale 𝗟𝗲 Colisée, 𝗦𝗨𝗣𝗘𝗥 𝗨 𝗿𝗼𝘂𝘁𝗲 𝗱'𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼
𝗖𝗼𝗻𝘁𝗮𝗰𝘁𝘀 : 𝟬𝟯𝟮 𝟱𝟵 𝟱𝟰𝟴 𝟵𝟴 / 𝟬𝟯𝟰 𝟱𝟯 𝟴𝟵𝟬 𝟮𝟮

Tonga ny arrivage motif oreiller vaovao : Dimensions et prix de nos oreillers GOLD (double côtés) :80*50 cm | Poids : 15...
26/06/2023

Tonga ny arrivage motif oreiller vaovao :
Dimensions et prix de nos oreillers GOLD (double côtés) :
80*50 cm | Poids : 1500 g | Prix : 70.000 ariary/pièce
70*70 cm | Poids : 1800 g | Prix : 80.000 ariary/pièce
60*60 cm | Poids : 1400 g | Prix : 50.000 ariary/pièce
75*45 cm | Poids : 1300 g | Prix : 50.000 ariary/pièce
60*40 cm | Poids : 900 g | Prix : 30.000 ariary/pièce

Dimensions et prix de nos oreillers PREMIUM :
70*70 cm | Poids : 1500 g | Prix : 65.000 ariary/pièce
45*45 cm | Poids : 400 g | Prix : 20.000 ariary/pièce (coussins)
60*40 cm | Poids : 650 g | Prix : 25.000 ariary/pièce
50*50 cm | Poids : 650 g | Prix : 25.000 ariary/pièce
75*45 cm | Poids : 1000 g| Prix : 40.000 ariary/pièce
60*60 cm | Poids : 1000 g| Prix : 40.000 ariary/pièce
60*50 cm | Poids : 1000 g | Prix : 40.000 ariary/pièce

Dimensions et prix de nos oreillers CLASSIQUE :
45*45 cm | Poids : 400 g | Prix : 15.000 ariary/pièce (coussins)
50*50 cm | Poids : 600 g | Prix : 22.000 ariary/pièce
60*40 cm | Poids : 600 g | Prix : 25.000 ariary/pièce
60*60 cm | Poids : 950 g | Prix : 35 000 ariary/pièce
75*45 cm | Poids : 900 g | Prix : 35 000 ariary/pièce
80*50 cm | Poids : 1200 g | Prix : 50.000 ariary/pièce
70*70 cm | Poids : 1400 g | Prix : 60.000 ariary/pièce

Dernier jour SALON !   et fête des pères ! Misy le couette marque HILTON tena mafana be ato manjary atao cadeaux 1000 ar...
18/06/2023

Dernier jour SALON ! et fête des pères ! Misy le couette marque HILTON tena mafana be ato manjary atao cadeaux

1000 ar ny fidirana androany ! Misy invitation Maro afaka zaraina sur place ato ho an'izay te-ho any

ohappydeal.mg STANDS N° C9-C10-C11

23/02/2023
16/11/2022

Betsaka ireo sahirana mitady ondana tsara kalitao, ara-pahasalamana, mateza ary tena mampahazo aina rehefa matory sy indrindra indrindra tsy mora mifoletaka. Tsy mahafa-po foana izay ondana vidina rehetra. Mitaona anao izahay ato amin'ny O'happy Deal mba ho tonga hanjifa fa tsy hanenina ianao. Betsaka amin'ireo anjifa tato aminay no milaza fa efa naharitra 2 hatramin'ny 3 taona ny ondana novidian'izy ireo tato aminay !

Toy izao ny refy sy vidin'izany :

GAMME PREMIUM
45*45 cm = 20.000 ariary par pièce
50*50 cm = 25.000 ariary par pièce
60*40 cm = 25.000 ariary par pièce
75*45 cm = 35.000 ariary par pièce
60*60 cm = 35.000 ariary par pièce
70*70 cm = 55.000 ariary par pièce

GAMME GOLD
60*40 cm = 30.000 ariary par pièce
75*45 cm = 50.000 ariary par pièce
60*60 cm = 50.000 ariary par pièce
70*70 cm = 80.000 ariary par pièce
80*50 cm = 65.000 ariary par pièce

Afaka mamokatra izay isa ilainao izahay ary afaka mandefa na aiza na aiza ! Koa tongava fa vonona ny hanome fahafaham-po anao hatrany izahay !

O'HAPPY DEAL, BOX 05 Galerie commerciale Le Colisée route d'Ankatso, shoprite tsiadana
Tél : 034 53 890 22 | 032 59 548 98




Finaritra vao maraina e ! ça tourne ... ça tourne ! Livraison     à 250km/h ny ato am dépôtMafimafy ny rythme fa noho ny...
11/11/2022

Finaritra vao maraina e !
ça tourne ... ça tourne !
Livraison à 250km/h ny ato am dépôt
Mafimafy ny rythme fa noho ny fanomezana fahafaham-po anareo dia miezaka mafy ny ekipa rehetra ato :-) :-)
Ho anareo rehetra izay nanao commande, ataonay fanamby ny hanaterana ireo commande nareo rehetra am fotoana haingana.
ianareo rehetra e

Ho anareo izay ho tonga ety am botika moa dia ity ny adresse sy ny contact : O'HAPPY DEAL, BOX 05 Galerie commerciale Le Colisée route d'Ankatso, shoprite tsiadana
Tél : 034 53 890 22 | 032 59 548 98

Mankasitraka atsika e






Nifandrombahana nandritra ny salon de l'habitat 2022 sy ny SIAE 2022 ny ondana vokarin'ny O'HAPPY DEAL  Betsaka ireo mpa...
08/11/2022

Nifandrombahana nandritra ny salon de l'habitat 2022 sy ny SIAE 2022 ny ondana vokarin'ny O'HAPPY DEAL

Betsaka ireo mpanjifa tonga nitsidika nijoro vavolombelona fa efa taona maro izy ireo no nividy ondana tato aminay nefa hatramin'izao dia mbola tena tsara ny ondany ! Raha anisan'ireo izay nanjifa ondana tato aminay ianao, mba lazao ao amin'ny commentaires hoe firy tao izay ny ondanao, ary manao ahoana izy ankehitriny ?

Mino izahay fa betsaka no diso fanantenana foana hatramin'izay nividianany ondana teny rehetra teny ! Tsy diso anefa ary tsy matikambo izahay raha milaza aminareo hoe raha misy ondana azo lazaina fa tsara ny eto Madagasikara, dia anisan'izany ny ondana vokarinay ! Mety amin'ny rehetra izy ireto : hôtels, fianakaviana, ireo tsy salama, ankizy kely !

Noho ny toe-java-misy ankehitriny, na dia niakatra aza ny vidin-javatra rehetra eny antsena, nanapa-kevitra izahay ny tsy hampiakatra ny vidin'ny ondana ato aminay, sy ny hitazona hatrany ny kalitao efa nahafantarana anay hatramin'izay ! Toy izao prix n'ny ondana ato aminay :

GAMME PREMIUM
45*45 cm = 20.000 ariary par pièce
50*50 cm = 25.000 ariary par pièce
60*40 cm = 25.000 ariary par pièce
75*45 cm = 35.000 ariary par pièce
60*60 cm = 35.000 ariary par pièce
70*70 cm = 50.000 ariary par pièce
80*50 cm = 50.000 ariary par pièce

GAMME GOLD
60*40 cm = 30.000 ariary par pièce
75*45 cm = 50.000 ariary par pièce
60*60 cm = 50.000 ariary par pièce
70*70 cm = 75.000 ariary par pièce
80*50 cm = 65.000 ariary par pièce

Afaka mamokatra izay isa ilainao izahay ary afaka mandefa na aiza na aiza ! Koa tongava fa vonona ny hanome fahafaham-po anao hatrany izahay !

O'HAPPY DEAL, BOX 05 Galerie commerciale Le Colisée route d'Ankatso, shoprite tsiadana
Tél : 034 53 890 22 | 032 59 548 98

Address

LE COLISéE AMPASANIMALO-GALERIE COMMERCIALE
Antananarivo
101

Telephone

+261345389022

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsenan'ny Ondana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsenan'ny Ondana:

Shortcuts

Share