KojaKoja E-shop

KojaKoja E-shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KojaKoja E-shop, Ambohipo, Antananarivo.

Holla ❤️Laoka anio :Sakay fanendy sy atodyZavatra ilaina : -Sakay fanendy - Poivron -Atody -Tongolo bé sy tongolo gasy K...
16/12/2025

Holla ❤️

Laoka anio :Sakay fanendy sy atody

Zavatra ilaina :
-Sakay fanendy
- Poivron
-Atody
-Tongolo bé sy tongolo gasy Kely

Mazotoa homana daholo 💞

Bonjour Laoka manaraka afaka atao rahampitso 😊TRONDRO  tilapia saosy 😋Zavatra ilaina :-Trondro tilapia-Voatabia ,tongolo...
15/12/2025

Bonjour
Laoka manaraka afaka atao rahampitso 😊

TRONDRO tilapia saosy 😋
Zavatra ilaina :

-Trondro tilapia
-Voatabia ,tongolo, tongolo maintso, sakamalao

Fikarakarana:
Endasina n'y trondro dia atao n'y saosy rehetra , apetraka anaty vilany dia arotsaka n'y saosy ary asina rano sy sira mandrapa ritra

Mazotoa homana tompoko ❤️

Tianareo ve raha atao recette sy laoka isan'andro indray ny fizarana eto amin'ny pejy :) Laoka anio : OVY SY HEN'OMBY Za...
11/12/2025

Tianareo ve raha atao recette sy laoka isan'andro indray ny fizarana eto amin'ny pejy :)

Laoka anio : OVY SY HEN'OMBY
Zavatra ilaina :
-Hen'omby
-Ovy
-Voatabia (na voatabia amin'ny Boîte) sy tongolo ary tongolo gasy , tongolo maintso kely
-Vary fotsy

Mazotoa daholo mikarakara🥰

26/08/2024
26/08/2024
Collier inoxydableBarbie mode 🥰Disponible en couleur rose et bleuPrix 20 000 arLivraison disponible à partir de 3 000 ar
26/08/2024

Collier inoxydable
Barbie mode 🥰
Disponible en couleur rose et bleu

Prix 20 000 ar

Livraison disponible à partir de 3 000 ar

Arrivage ensemble mafana (ensemble jogging) ho antsika indray ary 🥶🥶Matevina tsara ary mafana  tsara ihany koa sady miha...
08/06/2024

Arrivage ensemble mafana (ensemble jogging) ho antsika indray ary 🥶🥶Matevina tsara ary mafana tsara ihany koa sady mihaja be
Taille M, L, XL
Livraison disponible tana et province
Mp pour la commande
Na ataovy mp commentaire de ho valinay ianao

Cadeaux st valentin oh 💗Omeo ny tsara ny olontinao rehetra 😍(ravady ,mama,zanaka ,bavy, patronne 😀, bestie, cousine, tan...
03/02/2024

Cadeaux st valentin oh 💗
Omeo ny tsara ny olontinao rehetra 😍(ravady ,mama,zanaka ,bavy, patronne 😀, bestie, cousine, tantine...sns...)
Kapa sy talon mora daolo reo 😍🔥

Tshirt 30000 AriaryQualitE tsara Coton 💯Misy taille sy couleurMp avy hatrany 😍
10/01/2024

Tshirt 30000 Ariary
QualitE tsara
Coton 💯
Misy taille sy couleur
Mp avy hatrany 😍

Address

Ambohipo
Antananarivo

Telephone

+261348013709

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KojaKoja E-shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share