Bestie Shop

Bestie Shop Ny Tsara sy Mora Hatrany
0344689402

26/02/2025

Tojo tsy fahasalama Kely ky n'y mpanao live Dia maka Aina Kely indray lo isika a.
Fa miverina ETO iany rehefa Salama izy.

24/02/2025

Cc daholo ky ry Malala 😘
Inona indray Zao n'y entana MBA tianareo ataontsika live eto amin'ny page ?
Izay bé mangataka ao no vakintsika.

Bonjour daholo ky Malala aElaela isika tsy nandefa recette Dia ho asiantsika indray aloha androany.Mbola misy tsy mahay ...
22/02/2025

Bonjour daholo ky Malala a
Elaela isika tsy nandefa recette Dia ho asiantsika indray aloha androany.
Mbola misy tsy mahay fanamboarana crêpes vé ky ato?
🌺 Crêpes au jambon fromage 🌺
Manana safidy foana ianareo n'a atao mamy n'a masira n'y atiny a. Fa androany lo ataontsika masira.

❤️ Ireto avy Ary n'y zavatra Ilaina ho an'ny pâte à crêpes :
👉Atody 4
👉Ronono
👉Farine
👉 Beurre
👉Sira
👉 Siramamy Kely.

❤️Ho an'ny sesika atao ao anatiny:
👉 Fromage
👉 Jambon n'a charcuterie izay tianao
👉Sauce béchamel (ampianariko eo ambany eo n'y fanamboarana azy)

Hiroso amin'ny fikarakarana n'y pâte amin'izay isika Ary.
Atao anaty vilia jobo lehibe n'y farine, n'y Siramamy. Haroina hifangaro tsara ireo izay vao arotsaka n'y Atody.
Rehefa mifangaro tsara indray ireo Dia arotsaka tsikelikeky n'y ronono mandrapahazo patte (tsy mandranoka bé nefa koa tsy madinty bé) Ary farany vao arotsaka n'y beurre efa natsonika.

Vita iny n'y pâte fa hiroso amin'ny fikarakarana Ilay sauce béchamel indray Ary isika.
Mila ronono s'y beur Ary farine Kely. Tsy adino n'y Sira s'y n'y poivre MBA hapamanitra azy.
Afanaina n'y vilany Dia atsonika ao n'y beurre Ary avy eo arotsaka n'y farine. Haroina hifangaro tsara izay vao arotsaka n'y ronono Ary n'y Sira s'y n'y poivre.
Haroina fona MBA tsy ho may n'y any ambany Ary rehefa mahazo pâte Somary marihitra isika Dia bataina hiala. Tsy atao mivaingana bé a, fa manjary tsy mety indray.

Izay sahady Dia vita n'y sauce. Andao ami 'izay Ary ahandro an'ilay pâte a crêpes efa voakarakara Téo isika.
Ra manana an'ilay fanendasana crêpes ireny ianareo vao maika tsara fa zah tsy manana Dia lapoaly tsotra no nampiasaiko. Fa fotsiny MBA tsy lapoaly mandraikitra no ampiasaina fa manjary tsy mety.
Afanaina hafana tsara n'y lapoaly Ary hosorana beurre Kely, rehefa mamaly tsara vao araraka n'y pâte. Atao faran'izay manify manenika n'y lapoaly n'y pâte. Raha vao mahita ohatran'ny rivotra Kely manainga n'y pâte avy ao ambany ianao Dia efa masaka izy izay.
Mbola tsy esorina aloha fa eo ambony lapoaly eo iany izy Dia araraka n'y sauce béchamel Ary n'y jambon efa voatetika Ary farany n'y fromage efa norapena.
Fonosina tsara MBA tsy hisy hipotsaka Ary avadika MBA ahazo hafanana Ilay fromage Dia vita n'y sakafo.
Tena oe Sady tsotra io no tsy lafo nefa tena mahavita maro bé mintsy.
Afaka atao goûter tsara mintsy ity.
Izay indray Ary lo n'y androany fa amin'ny manaraka indray isika mandefa sakafo vaovao.
Ezahina MBA ho tsotsotra nefa tsara fona n'y alefantsika.
Ra misy sakafo tianareo ho alefa eto Dia soraty eo amin'ny commentaires eo Dia andramantsika zaraina eto amin'ny page.
Fa aza adino fona n'y manaraka n'y page a, Dia aza adino koa n'y mizara MBA ho hitan'ny hafa.
Bonne journée daholo 😘 😘 😘

20/02/2025

Efa manomana vetivety aki d miditra live rideau tsika

🌺Rideaux lourds s'y voil luxe be ky ry Malala a🥰😍🌺✅Fahamanjana faratapony mintsy ity😲😍🥰✅Sady amin'ilay kalitao tena👌✅Ila...
20/02/2025

🌺Rideaux lourds s'y voil luxe be ky ry Malala a🥰😍🌺
✅Fahamanjana faratapony mintsy ity😲😍🥰
✅Sady amin'ilay kalitao tena👌
✅Ilay tsy ho simbandry ao anatin'ny 60 taona😁
Tsy hitako intsony izay fomba hilazana azy fa tena oe tsara❤️,tsara...❤️❤️❤️
A 15 h n'y fotoana Dia antsoy daholo ireny maman tia mampihaingo trano ireny fa ataontsika hafapo izy androany.

19/02/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ya Chia, Hobin'i Aina, Lui RT, Narindran Ïâïnâ Çathïcia, Voninavoko Pierre, Mi Fitia Fiti Soa, Rak Miranto Power, Mälãlå Nâ'ntsõā, Manda Hariniaina, Steph'añie Häšlëy, Claudia Randriantseheno, Vah Nessa, Solohanitra Rakoto, Avotra Niaina, Mialitiana Andri'ah, Koloina Fitiavana, Fyh Art, Mirindra Soa, Raz Tsinjo, Lôvãnïaïnh Vãlsõü, Arhönah Adr, Malala Rakoto, Nãtãchą Andrianirina, Rindra Ny Aina, Ravelo RF, Sarobidy ßđ, Adrienne Challah, Sahondra Harivola Andriamamonjy, Årîïm Ãndrëä Râk, Kely Mianjaika, Fitiavana Rabearimamonjy, Elisanah Patricia Rakotoniaina, Sariaka Mdg, Nēk's Icardi Jarisaharivony, Ny Avo Gracia Rav

19/02/2025

Salama retsy a👋
👉Efa lasa any aki Malala n'y livreur fa ataovy akaiky ny finday a🥰
♥️ Bonne journée daholo akia😘

❤️Mankasitraka aki Bestie t@ achat nataonareo🙏 androany a👉Efa mandefa récap sy mamaly n'y mp anareo tsirairay avy za io ...
18/02/2025

❤️Mankasitraka aki Bestie t@ achat nataonareo🙏 androany a
👉Efa mandefa récap sy mamaly n'y mp anareo tsirairay avy za io a
❗❗Demain daholo n'y livraison an'
🥰Bonne nuit retsy a🛌🥰😘

18/02/2025

Solde bé mintsy n'y fonon'ondana ao amin'ny live ao a.
2000 ariary dia efa mahazô😲😲😲

18/02/2025

Efa vonona ato kia fa miandry jiro miverina isika d miditra a

Live fonon'ondana manja bé❤️, coussins décoratifs, galette de saise, ondana luxe bé Sady misy paire, misy kidoro-na berc...
18/02/2025

Live fonon'ondana manja bé❤️, coussins décoratifs, galette de saise, ondana luxe bé Sady misy paire, misy kidoro-na berceau ihany koa.
A 15 h n'y fotoana

17/02/2025

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bestie Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share