13/10/2026
✨ Gel do**he gommage ho an’ny fikarakarana ny vatana ✨
Te hanadio sy hikarakara ny hoditrao rehefa mandro ve ianao? Na te ho fotsy kokoa ?
👉 Ireto gel do**he gommage ireto dia natao hanampy hanadio ny hoditra sy hanala moramora ireo sela maty, ka hahatonga azy ho malefaka sy hahatsapa ho madio kokoa rehefa avy mandro. 🛁🧴
✅️Lanjany: 1kg
✅️VIDINY: 25.000Ar
Misy karazany maromaro azo isafidianana, araka izay tianao:
👉Alpha Arbutin/ Vitamin C/ Turmeric/ Coconut /Kojic Acid / Milk
Samy manana ny mampiavaka azy ny tsirairay, ka fidio izay mety aminao indrindra! 🌿🍊🥥
💬 Mp avy hatrany raha liana ianao