Sandy Ratisit

Sandy Ratisit 🤰 Maman life & grossesse diary
🛒 Service achat Taobao Chine 🇨🇳
📦 Commande | suivi | livraison
💌 DM pour commande

11/09/2026

“Be dia be ianareo no nanontany an’ity… rehefa tonga ny commande Taobao, aiza marina no alaina? 👀📦”

Araho ary ny vidéo📼

Izahay mianaka isan'andro 😅❤️💙
09/09/2026

Izahay mianaka isan'andro 😅❤️💙

05/09/2026

Inona indray ny zava baovao efa hain'ny zazà anareo ao ry'Maman 😅
Jereo anaty vidéo nge ny an'i Randy e…💙

🍼Dispo sur Taobao ilay "Chaise haute repas bébé"
Efa tonga ihany koa ny commande-tsika départ 26 Juin 🎁📦 Ary io chaise haute io anisan’ireo vao tonga.
📹 Vlog fahatongavan’ny commande-tsika ho avy tsy ho ela eto…

Dia alefaso ao amin'ny commentaires indray ary ireo petites prouesses kely efa hain'ny zazà anareo e😅🥰

Miomakomana fa efa tonga ny commande tsika anh🥰🛳️
30/08/2026

Miomakomana fa efa tonga ny commande tsika anh🥰🛳️

28/08/2026

9 mois à deux, un amour qui grandit chaque jour… 🥹❤️
Parce que pendant la grossesse, les petits gestes deviennent les plus belles preuves d’amour. 👩‍❤️‍👨👶✨

Ary ianareo, inona ny fihetsika kely nataon’ny ramse ka tena nampihetsi-po anareo indrindra nandritra ny fitondrana vohoka? 🥰👇

Bonne soirée les mums🥰

L’amour nous a choisis pour devenir trois. 🤍👨‍👩‍👧
27/08/2026

L’amour nous a choisis pour devenir trois. 🤍👨‍👩‍👧

Un petit coucou ho antsika mamans rehetra, izay manao ny ainy tsy ho zavatra ho an’ilay menaky ny aina. 🥹❤️Reraka, vizak...
24/08/2026

Un petit coucou ho antsika mamans rehetra, izay manao ny ainy tsy ho zavatra ho an’ilay menaky ny aina. 🥹❤️

Reraka, vizaka, mihena… 🥺 fa mbola mahita hery foana ho an’ny zanatsika. 💪👶❤️

Force à nous les mamans ! 🫶✨
Tsy mora ny maha-reny, fa ny fitiavana no mampahery antsika isan’andro. ❤️

❤️

Mankasitraka fona amin'ny retour mamy be🙏Mankasitraka amin'ny fahatokisana 🥰
20/08/2026

Mankasitraka fona amin'ny retour mamy be🙏
Mankasitraka amin'ny fahatokisana 🥰


Rehefa ilay ndri reraka mitrotro zaza 😮‍💨😂 dia Papa indray no motivéna hitrotro amin'ny porte-bébé 👨‍👶❤️Milamina be sady...
17/08/2026

Rehefa ilay ndri reraka mitrotro zaza 😮‍💨😂 dia Papa indray no motivéna hitrotro amin'ny porte-bébé 👨‍👶❤️

Milamina be sady amin'ilay tsy mahavizaka! 🥰

Porte-bébé disponible sur Taobao, misy modele sy couleur azo isafidianana. ✨

📩 MP pour détails et commande!!

Bonne semaine à tous !!!❤️🌸

👶❤️

🦷✨ Randy et sa première poussée dentaire à 8 mois 👶🤍Tonga ihany ilay nify voalohany eee! 😂🦷Fa ny tena mampihomehy? Za az...
13/08/2026

🦷✨ Randy et sa première poussée dentaire à 8 mois 👶🤍

Tonga ihany ilay nify voalohany eee! 😂🦷
Fa ny tena mampihomehy? Za aza tsy nahatsikaritra hoe naniry nify izy! 😅 Nipoitra kely ho azy ilay izy, Randy koa tsy naninona mihitsy tsy nahitako signe mihitsy hoe naniry nify lery… dia faly ery maman nahita an'ilay nify kely ! » 😂🥹

Mamy anie izany e 🥰🤍 Vetivety loatra dia lehibe ilay zanako! Vao mainka izy izao mazoto misakafo be… itsakotsako tsy laitra!!! 😂🍌🥑🍽️

Ny anareo firy mois no nanomboka naniry nify ry Mamans? 👶🦷

💡 Conseil kely ho an'ny zazà maniry nify :
🍌 Banane, 🥕 carotte, 🥑 avocat, 🎃 voatavo ary yaourt nature, arakaraka ny sakafo efa zakany omena azy,
🦷 Omeo anneau de dentition izy hilalaovany sy hikakerany,
🪥 Mampiasa brosse à dents spéciale bébé mba anaovana massage kely azy!

Ary ianareo ry Mamans, inona no nataonareo rehefa naniry nify ny zanakareo? 😄
Zarao eto ny expérience-nareo, sao mba misy astuce magique mbola tsy fantatray! 😂🤍

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sandy Ratisit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sandy Ratisit:

Shortcuts

Share