Mishop Kelly

Mishop Kelly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mishop Kelly, Antananarivo.

18/06/2026

Tsy maintsy valiako mp anareo sy commentaires anareo fa anaty tsy hafasalamana de elaela Kely mamaly tompoko 🙏🙏🙏
Raha misy commande maika de tsara Tonga de miantso 0344929287
mankasitraka indrindra

Disponible de suite a! tsy entana vo Alaina akory couleur blanc ou noir 🫰 ✅Efa lasa any livraison anareo🥰 mankasitraka h...
18/06/2026

Disponible de suite a! tsy entana vo Alaina akory
couleur blanc ou noir 🫰
✅Efa lasa any livraison anareo🥰 mankasitraka hatrany tompoko Aminy fahatokisana 🙏🙏

Mandefa faritra ihany ko

Coucou daholo  ⛔Ito sary dia sarinay nalaina taminy téléphonenay mihitsy ,izay lasa miparitaka ampiasaina mpivarotra ato...
18/06/2026

Coucou daholo
⛔Ito sary dia sarinay nalaina taminy téléphonenay mihitsy ,izay lasa miparitaka ampiasaina mpivarotra ato Aminy facebook,
Izay naka anito thermos ito tato aminay de toy io mihitsy no voaray Rehefa livrena , tandremo sao io sary io no ampiasainy zareo nefa entana hafa no livrena ..misy karazany matsy n'y thermos inox , na izahay aza mañana hafa nefa samy inox (izay mora kokoa vidiny )

Mankasitraka ireo efa nanjifa sy nametraka fahatokisana taminazy
Misy disponible ito amizao izay mbola haka an! Sady n'y Andro efa mangatsiaka

Livraison tana et province

Tonga indray ito ilay EFa lany Téo aloha 👉Barquette en verre avec compartiment 👉capacité: 1 litre 👉Misy safidy 2 : na Il...
17/06/2026

Tonga indray ito ilay EFa lany Téo aloha
👉Barquette en verre avec compartiment
👉capacité: 1 litre
👉Misy safidy 2 : na Ilay mizara 2 , na Ilay mizara 3

❌samy mañana vidiny

couleur: vert ,rose,bleu

❌tsy en série izy io fa anakiray ihany 🙂

1 barquette izay no anaty carton

✅Mahazaka micro-onde, miditra four et congélateur ihany ko

👉Asiana sakafo mianatra na miasa

Disponible de suite ito fa tsy sur commande

Livraison tana et province

ÉGOUTTOIR à vaisselle✅Ito indray Ary n'y manaraka e! ✅ Couleur : manjabe daholo Plastique mafy tsara Disponible de suite...
17/06/2026

ÉGOUTTOIR à vaisselle

✅Ito indray Ary n'y manaraka e!
✅ Couleur : manjabe daholo

Plastique mafy tsara
Disponible de suite

Livraison tana et province

Efa Kely sisa a! Mbola mañana hatraminy samedi ianareo hividianana anazy ka ahazoana ilay prix PROMO 😘🥰Misy couleur efa ...
16/06/2026

Efa Kely sisa a!
Mbola mañana hatraminy samedi ianareo hividianana anazy ka ahazoana ilay prix PROMO 😘🥰

Misy couleur efa tena hoe: 1 sy 2 sisa

Rehefa tapitra n'y samedi de tsy misy promo intsony fa prix normale amizay an!
Ato mantsy efa misy miangotingoty hoe MBA tohizo hatram juillet 😁
Fa tena hifonana 🙏🙏🙏🙏

Samedi 20 juin n'y farany

Livraison tana et province

ÉGOUTTOIR à vaisselle tout noir ✅ato aminay ihany ianao no mahita mora aminito ❤️❌efa disponible ihany ko n'y tout blanc...
16/06/2026

ÉGOUTTOIR à vaisselle tout noir

✅ato aminay ihany ianao no mahita mora aminito ❤️
❌efa disponible ihany ko n'y tout blanc an!

Livraison tana et province

ÉGOUTTOIR à vaisselle en PROMO BE✅ Fitoerambilia mihaja bé daholo vidiny mirary hatrany Avadibadio sary de Jereo izay co...
16/06/2026

ÉGOUTTOIR à vaisselle en PROMO BE

✅ Fitoerambilia mihaja bé daholo vidiny mirary hatrany

Avadibadio sary de Jereo izay coup de coeur anareo ❤️

Ireto manaraka ireto n'y prix :
👉NOIR/DORÉ: 58 000ar
👉Tout noir ou tout blanc: 65 000ar
👉en forme B: 60 000Ar
👉En forme S (GM): 38 000ar
👉En forme S noir : 40 000ar
👉 Plastique turkey: 65 000ar
👉 Plastique turkey couleur: 45 000ar
👉Noir à 3 niveau : 60 000Ar

Afaka mandefa Mp ianao Raha misy tsy azo , plus de détails
Disponible de suite ireo tompoko

Manao livraison tana sy mandefa faritra izahay

Hainao vé??Tonga n'y Tout blanc aminilay égouttoir 😘stock tena vitsy fa araroaty livraison tana et province
15/06/2026

Hainao vé??
Tonga n'y Tout blanc aminilay égouttoir 😘
stock tena vitsy fa araroaty
livraison tana et province

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261344929287

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mishop Kelly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mishop Kelly:

Shortcuts

Share