Panda.mg

Panda.mg Panda dia mpitsinjara karazan'entana ilaina amin'ny andavanandro eto Madagasikara nanomboka tamin'ny taona 1999.

Panda dia miezaka hatrany hanakaiky sy anome fahafam-po ireo mpanjifa amin'ireo karazan'entana ilaina amin'ny andavanandro. Satria tianay ny hanana fifandraisana miavaka aminareo, tonga ity ny tambazotra Panda ahafahantsika mifanerasera bebe kokoa.

🇲🇬🍻 AIZA DAHOLY AMIN'IZAY ARY Ô? 😍🇲🇬Ianareo sisa no andrasana! Efa vonona ato avokoa ny rehetra an 😍🍻 👉Coliseum Antsonjo...
19/06/2026

🇲🇬🍻 AIZA DAHOLY AMIN'IZAY ARY Ô? 😍🇲🇬

Ianareo sisa no andrasana! Efa vonona ato avokoa ny rehetra an 😍🍻
👉Coliseum Antsonjombe STAR TOUR 2026! 🎉

Hafoaka avokoa ny hanitry ny fety ! Tongava avy hatrany manatona anay:
📍 STAND N°16 ny antsika an! 🥰🍻

Fifaliana lehibe ho anay ny handray anao! Tongava maro e! ??🇬🍻

🇲🇬🎆 Efa manakaiky ny fetim-pirenena ! 🎆🇲🇬🥤🍾 Aza adino ny manomana ny zava-pisotro ho an'ny fianakaviana sy ny namana.✨ T...
17/06/2026

🇲🇬🎆 Efa manakaiky ny fetim-pirenena ! 🎆🇲🇬
🥤🍾 Aza adino ny manomana ny zava-pisotro ho an'ny fianakaviana sy ny namana.
✨ Tongava misafidy ireo zava-pisotro ankafizinao dieny izao !

Lieu: Antsofinondry
Contact:038.57.376.05

📍 Vonona handray anao izahay

🎉🇲🇬 PANIER GARNIS – FETIM-PIRENENA 🇲🇬🎉Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetim-pirenena izao, PANDA dia manolotra Pani...
03/06/2026

🎉🇲🇬 PANIER GARNIS – FETIM-PIRENENA 🇲🇬🎉

Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetim-pirenena izao, PANDA dia manolotra Panier Garnis manokana ho anareo 🎁
👉 Mety ho an’ny orinasa, fianakaviana, na fotoana manokana
💰 40.000 Ar monja
📩 Raisina amin’ny alalan’ny hafatra miafina ny commande
⏳ Farany fandraisana commande: 15 Jona

🌸 Iza foana ilay tsy maintsy irahana mivezivezy miantsena rehefa fety ny andro ? 🤣Aza misahirana intsony 😍🛒 Vahaolana mo...
29/05/2026

🌸 Iza foana ilay tsy maintsy irahana mivezivezy miantsena rehefa fety ny andro ? 🤣

Aza misahirana intsony 😍
🛒 Vahaolana mora sy haingana amin’ny fiantsenanao… miaraka amin’ny Panda 🐼

🚚 Livraison gratuite
📞 038 57 376 05

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay ny fahalasanan’ny mpiara-miasa aminay ao Antsofinondry :ANDRIAMANGANIVO Solofonia...
27/05/2026

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay ny fahalasanan’ny mpiara-miasa aminay ao Antsofinondry :

ANDRIAMANGANIVO Solofoniaina Herbert

Maneho ny fiaraha-miory feno amin’ny fianakaviany sy ny havany ary ireo rehetra nahafantatra azy izahay.

Ho tsaronay tokoa ny maha mpikambana nahafinaritra, tia ary tian'ny namana azy.

Mandria am-piadanana namana.

🕊️ Enga anie ny Fanahy Masina hitondra fiadanana sy fifaliana ao an-tokantranonao ✨
24/05/2026

🕊️ Enga anie ny Fanahy Masina hitondra fiadanana sy fifaliana ao an-tokantranonao ✨

🥛✨ CHAMPION Sweetened Creamer ✨Le goût crémeux qui rend vos boissons encore plus délicieuses ☕🤍✅ Idéal pour café, thé et...
18/05/2026

🥛✨ CHAMPION Sweetened Creamer ✨
Le goût crémeux qui rend vos boissons encore plus délicieuses ☕🤍
✅ Idéal pour café, thé et desserts
✅ Texture onctueuse & saveur gourmande
✅ Parfait pour toute la famille 😋
📦 1kg : 12 630 Ar
📦 390g : 5 560 Ar

🍓 Faragello Jam : Le plein de fruits ! 🍓Offrez-vous un réveil gourmand avec nos confitures riches en saveurs. Idéal pour...
12/05/2026

🍓 Faragello Jam : Le plein de fruits ! 🍓

Offrez-vous un réveil gourmand avec nos confitures riches en saveurs. Idéal pour vos tartines et goûters en famille ! 🥖😋

✨ Nos parfums :
Fraise 🍓 | Orange 🍊 | Abricot 🍑 | Cocktails fruits 🍇

💰 Prix : 4 980 Ar la pièce
📦 Stock disponible

📩 Commandez dès maintenant en message privé !

✨ NOUVEAUTÉ ✨🥣 CROC CHOCO débarque !🍫 Ultra croustillant & chocolaté😋 Le goût que tout le monde va adorer !💪 Source de p...
11/05/2026

✨ NOUVEAUTÉ ✨
🥣 CROC CHOCO débarque !
🍫 Ultra croustillant & chocolaté
😋 Le goût que tout le monde va adorer !
💪 Source de protéines
🌾 Riche en vitamines et fibres
📦 20 pcs — 8 525 Ar seulement 🔥

📍 Antsofinondry
📞 038.57.376.05

🌿 Blédi Junior 800g 🌿🍼Ho an’ny ankizy 3 ka hatramin’ny 7 taona Manohana ny fitomboan’ny zaza isan’andro 💙📩 MP pour comma...
23/04/2026

🌿 Blédi Junior 800g 🌿🍼

Ho an’ny ankizy 3 ka hatramin’ny 7 taona
Manohana ny fitomboan’ny zaza isan’andro 💙

📩 MP pour commander
📞 Na antsoy avy hatrany : 038 57 376 05

Address

EA 39 IX Antsahatsiresy Antsofinondry
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 10:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 07:00 - 12:00

Telephone

+261345941485

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Panda.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Panda.mg:

Share