24/01/2026
Shalom ho anao ✨
Tia mamaky boky ve ianao? Na koa hoe tia miaina zava-baovao? 📘
Boky mamporisika antsika hijery ny tenantsika sy izay miafina ao amintsika mba ahafahantsika miaro ny tenantsika sy mivoatra📝🌷
“ Assumer nos côtés obscurs”- GVI002
“ Oser se préserve”- GVI 001
Manasa anao izay efa manana ary izahay mba hanao partage kely e😁