27/05/2024
Miarahaba antsika rehetra 🥰😘!
Izahay eto amin'ny SR Market Tana dia mirary herinandro mahafinaritra🌞 ho anao sy ny ankohonanao,ho herinandro feno fahombiazana,hombam-pitahiana sy fahasoavana eo ambany fitantan'ilay Ray anie ity herinandro hodiavinao ity🙂😍,
ary mankahery antsika rehetra hatrany amin'ny adidy sy andraikitra sahanina ho To sy tanteraka anie ny faniriana sy ny fikasana rehetra🙏
👉Hafatra ho anao izay hanomboka na hanao zavatra na efa ao anatiny mihintsy, te hiteny aminao izahay hoe :
✅SAHIA MANOMBOKA AMIN'NY KELY
✅MANANA FIJERY MIABO
✅FOHAZY ILAY LIONA AO ANATINAO"
✅MIASA MANGINA
✅SAHIA MANATANTERAKA
✅MANANA FAHARETANA
raha ireo no apetrakao dia hotanteraka ilay nofy ao anatinao sy tanjona efa napetrakao 😘
Mazotoa daholo ary e "fa ho mpandresy ianao rehefa SAHY 🥰"