08/03/2024
Savon Medimix✨😊
Savony anisany tsara indrindra maneran-tany🤩😃
À Base de 18 plantes médicinal avy any Inde😇🌿
Afaka ampiasaina amin'ny vatana rehetra
Na @ volo, na ny tarehy ary koa ny vatana💪✌️
Raha ho an’ny volo dia anisany manala angadrano izy ary manalefaka ny volo sady mampangirana azy😃👋
Raha toa ka ho an’ny tarehy dia manala ny karazana tasy eny @ tarehy, mampihena ny Ketrona eny @ tarehy😉😇
Raha ho an’ny vatana dia manasitrana ny mangidihidy @ vatana, manala fofona ratsy @ vatana🤩
Manafaigana ny fahasitranan'ny ratra
Manala ireo karazana tasy rehetra amin'ny oditra
Manadio oditra
Anti bactérien
Anti-Oxydant
Anti āge
Anti rides
MP izay liana Fa promotion ny vokatra izao😍🥰