Fy Tsiky Shop

Fy Tsiky Shop Toutes sortes de ventes �. Neuve ou friperie ��. Envoie-nous un message ou appelé le N°0323847495

Une de nos clientes satisfaite 🥰🥰Bonne dimanche daholo o 😍😘.
07/12/2025

Une de nos clientes satisfaite 🥰🥰

Bonne dimanche daholo o 😍😘.

💅🏻Faux ongles adhésif 💅🏻 RÉUTILISABLE ✨8.000 ar fotsiny ✨Faux ongles+lime à ongle+colle adhesif Mora apetaka, tsy mandan...
03/12/2025

💅🏻Faux ongles adhésif 💅🏻 RÉUTILISABLE
✨8.000 ar fotsiny ✨
Faux ongles+lime à ongle+colle adhesif

Mora apetaka, tsy mandany fotoana be. Ilaina rehefa maimaika iny, tena tsara izy ato 😍😍

Ireo no modele antsika tonga ato aloha izao an. 😉😉

Disponible daholo ireo.

Récupération et livraison possible 😉

✨ 8.000 ar ✨Bout carré mahafatifaty be 🥰Araraoty araraoty 😉
03/12/2025

✨ 8.000 ar ✨

Bout carré mahafatifaty be 🥰
Araraoty araraoty 😉

1ère vague 😍😍😍🥰FAUX ONGLES ADHESIF💅🏻 🥰 PROMOTION ✨ 8.000 AR ✨✨24 faux ongles+colle adhesif+lime à ongle kely✨Afaka averi...
15/11/2025

1ère vague 😍😍😍
🥰FAUX ONGLES ADHESIF💅🏻 🥰
PROMOTION ✨ 8.000 AR ✨

✨24 faux ongles+colle adhesif+lime à ongle kely
✨Afaka averina ampiasaina an (réutilisable). 2 minitra dia vonona 😅😜, mora kely mampiasa azy
✨JP malaky raha misy tianao fa modele unique daholo ireo an. Manjakely mintsy anie ireo e😍😍

Manao lovraison izahay. Dia afaka manao récupération ihany koa fa miteny mialoha.

Amin'ilay manjakely daholo 🥰😍

04/11/2025

Bonjour daholo oo🥰.
Tonga ihany ilay entana rehefa avy nisamaritaka tamin'ny fiainam pirenena 😅😁

✨FAUS ONGLES ADHESIF REUTILISABLE✨
Ataotsika prix promotion an
8.000 Ar daholo aloha amin'ity voalohany ity. 😉

Araho tsy tapaka ary ny pejy fa ho avoakanay tsikelikely eto ireo faux ongles mahafatifaty kely 🥰😍😍

Dia ho avoakanay miandalana eo koa ny karazana jeu.

Bonne journée daholo oo😘😘😘

✨GIVE AWAY✨Elaela izahay tsy hita dia entinay hiarahabana anareo dia hanolotra 🎊cadeau mamikely🎊 ho anareo izahay. Surpr...
14/09/2025

✨GIVE AWAY✨
Elaela izahay tsy hita dia entinay hiarahabana anareo dia hanolotra 🎊cadeau mamikely🎊 ho anareo izahay.
Surprise ilay izy fa asiako indice kely ihany 😅🙈
Jejojejo ny tanana amin'ilay izy 🥰💅🏻

Ho alefantsika eto ihany ny andinindininy amin'ilay jeu atsy ho atsy Araho tsy tapaka ny pejy fa ho avy tsy ho ela. 😉

Ao aloha samy maminavina hoe inona ilay izy ary e 🥰.

Crop top en crochet 🫶🏿Disponible de suite✅efa misy faux seins😉(tsy  atahorana iseho intsony ny nono) Livraison partout à...
10/11/2024

Crop top en crochet 🫶🏿
Disponible de suite

✅efa misy faux seins😉(tsy atahorana iseho intsony ny nono)

Livraison partout à Madagascar😘

🎊LOT BOUCLE D'OREILLE 🎊✨ 8.000 Ar ✨Izay maman tia mijejojejo 😅Ireto ny jejo alohan'ny tompony o 🥰🎊PROMOTION SPECIAL FETE...
24/05/2024

🎊LOT BOUCLE D'OREILLE 🎊
✨ 8.000 Ar ✨
Izay maman tia mijejojejo 😅
Ireto ny jejo alohan'ny tompony o 🥰
🎊PROMOTION SPECIAL FETE DES MÈRES 🎊ity an 😉😉
Araraoty fa vitsivitsy ny stock tsika an 😉

Récupération Ankadifotsy ✨
Livraison possible 😉

🥰 Hello les followers 🥰Ity ary ny offre spécial fête des mères antsika e✨LOT BOUCLE D'OREILLE : TOUT A 8.000AR✨✨Aya koa ...
24/05/2024

🥰 Hello les followers 🥰
Ity ary ny offre spécial fête des mères antsika e

✨LOT BOUCLE D'OREILLE : TOUT A 8.000AR✨✨

Aya koa ro hahita🥰 😉😅
Publication ce soir 😉
Resté connecté

👖👖 ARRIVAGE 👖👖Ireto ary ilay izy e 🥰Noezahina natao sary daholo amin'izay tsy mandany méga 😅. Tsara be daholo ny lambany...
17/04/2024

👖👖 ARRIVAGE 👖👖
Ireto ary ilay izy e 🥰
Noezahina natao sary daholo amin'izay tsy mandany méga 😅. Tsara be daholo ny lambany an 🥰😍.

Mbola hisy sary maromaro ao anaty commentaires 😉

Prix sur chaque photo 😉. A partir de 12.000 Ar et pas plus de 22.000 Ar.
Raha maka maromaro hianao mazava ho azy misy réduction. 😍

Livraison et récupération possible.

Coucou les followers 😍😍 🎊Indro ary ny valin'ny lalaontsika e 🎊Félicitations à vous 🥰 Misaotra ny pejy EntreEntre Sœurss ...
02/04/2024

Coucou les followers 😍😍
🎊Indro ary ny valin'ny lalaontsika e 🎊
Félicitations à vous 🥰

Misaotra ny pejy EntreEntre Sœurss isika tamin'ny collaboration tamin'ity lalao ity.

Dia araho tsy tapaka ny pejy fa mbola maro ny lalao ho avy 😉

NB: Midira mp ireo izay nahazo ny loka🎊😉

Coucou les followers 😍😍Ohatr'izao patin'ilay slim jean antsika ary e 😍🥰Manjakely an. 😉Prix à partir de 12.000 Ar jusqu'à...
29/03/2024

Coucou les followers 😍😍
Ohatr'izao patin'ilay slim jean antsika ary e 😍🥰
Manjakely an. 😉
Prix à partir de 12.000 Ar jusqu'à 22.000 Ar
Aza miala lavitra fa ho avy eo ny publication. 😉
Ezaatsika atao publication foana izy ity hifampitsinjovatsika amin'ny resaka mega 😉
Bonne journée daolo ary e 🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261323847495

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy Tsiky Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fy Tsiky Shop:

Shortcuts

Share