26/11/2025
💥Mila Tôle transparent na ihany koa hoe tafo mazava 💥
Toy ny tafo rehetra mihintsy izy ity fa vita amin'ny plastique fotsiny
✅Misy loko Maintso🟢,mavo🟡,Ary fotsy ⚪
Amin'ny vidiny :
18000 ar/M
Liana amin'izany vé ianao?... Aza misalasala Ary Miditra Mp na koa miantso amin'ireto laharana ireto📞:0344192206
0320646094(madame Angelah)
Na ihany koa manantona mivantana anay eo amin'ny TRANOMBAROTRA RIO 67 ha sud apitan'ny tranon-jiro akikin'ny arrêt 30