12/09/2026
Coucou daholo
Mba mila fanampina zareo ito namako ito an!
Tena efa lany ny eo am-pelatalana nefa ny fitsabona tena tsy maintsy tohizana
Mba mangataka izay foinareo reto an.
Ito ny numéro azahoana azy
Mme Yolande 038 64 207 87
Efa nazahoako alalana taminy ny hizarako azy aminareo fa tena vonjy aina reto an.
Na dia Kely aza izay foinareo de raisiny an-tanandro.
Mankasitraka indrindra tompoko