Menaka sy savony VONJY 2

Menaka sy savony VONJY 2 🍀Graine de CHIA , Lin , courge ,tournesol , fenouil
🍀 Fruits secs : baie de goji , datte , kiwi ... mivarotra menaka kinagna pure izay mety mahasoa antsika

28/06/2026




☎️ 034 37 521 61
Menaka sy savony VONJY

23/06/2026

Manana tena izy ihany koa izahay ankoatran'ny : poudre curcuma pur, canelle, girofle, ail , gingembre...
Alefaso mp izao ny commande raha hanaterana ianao rahampitso 😊

23/06/2026

maromaro no mifangaro ato anatin'ity ary tsy misy mandavan-taona fa indray mandeha tsy miverina, ity no tokony alainao raha te hanandrana ny karazan'ny voankazo rehetra misy ato aminay ianao 😋


😘
Menaka sy savony VONJY 2

23/06/2026

Menaka tena tsara hananana ho an'ny isan-tokatrano , indrindra ho an'ireo manana zazakely ...
-Fanafody kohaka, sery ,kibo sy vavony misy rivotra.
-Karazana fery rehetra : may , ratra , vay , lagaly, farasisa.
-Lohalika marary.
-Cancer vao miandoha.
Menaka VONJY : 7 000ar

Izay efa nampiasa mahalala tsara ary afaka manamarina fa tena EFFICACE izy 🥰

Ankoatran'ny menaka vonjy dia manana vokatra maro hafa tena ara-pahasalamana tsara ihany koa izahay :
🍀 Graine : chia , lin, courge, tournesol, nigelle, fenouil
🍀 Noix : amande, cerneaux de noix, noix de pécan, noix de cajou, macadamia
🍀 Fruits secs : kiwi, cerise, raisin noir, raisin golden, datte, abricot, cranberrie, baie de goji
🍀 Épices : ail , gingembre, canelle, girofle, paprika, curcuma, anis étoilé...
🍀 Huiles végétales : romarin, oignon, moutarde, fenugrec, pépin de raisin, jojoba, carotte, amande douce, coco, olive extra vierge ... Glycérine végétale, beurre de karité pur
🍀 Compléments alimentaires : Calcium magnésium naturel, spiruline en poudre, poudre de fenugrec, flocon d'avoine...
🍀 Savony vonjy isan-karazany.
🍀 Menaka MISINDA.











fans
Menaka sy savony VONJY 2

23/06/2026

Te hihena nefa tsy mahafehy tena @ goûter mamy isan-karazany, @ mofomofo sy ny farine...???
Ampidiro anaty sakafonao isanandro ity👇 indrindra @ ireto fety be dia be mifanakaiky ireto 😀






Ankoatran'io GRAINE DE CHIA io dia manana vokatra maro hafa tena ara-pahasalamana tsara ihany koa izahay :
🍀 Graines : lin , courge, tournesol, nigelle, fenouil.
🍀 Fruits secs : datte , kiwi, cerise, abricot, raisin noir, raisin golden, cranberrie.
🍀 Noix : pécan , amande, cajou, cerneaux, macadamia.
🍀 Épices : paprika, curcuma, anis étoilé, ail, gingembre, canelle, girofle...
🍀 Huiles végétales : moutarde, olive, amande douce, avocat, coco, carotte, romarin, oignon, fenugrec, pépin de raisin.
🍀 Complément alimentaire : Ca-Mg-Fe naturel, spiruline, poudre de fenugrec, flocon d'avoine...
🍀 Autres : Menaka VONJY, menaka MISINDA, savony vonjy isan-karazany, glycérine végétale, vinaigre de cidre, vinaigre de JAMBLON, infusette, flacon spray...

☎️ WhatsApp 034 37 521 61

23/06/2026

⚫GRAINE DE CHIA ⚫

Te hikarakara vatana nefa tsy te hisahirana?
Ampidiro chia isan’andro ny vatana😍

✔ Manampy amin’ny fandevonan-kanina
✔ Mahavoky nefa ela be vao noana.
✔ Tsara indrindra ho anao manao régime.
✔ Manampy be raha mila mihena ianao.

Afaka afangaro amin’ny rano, jus, na atao pudding sns...

Tsotra, mora ampiasaina, mahasoa ny vatana 👍

📩 Mandefa mp na WhatsApp ☎️ 034 37 521 61 raha te hanao commande.

.

23/06/2026

NAHOANA IANAO NO TOKONY HIHINANA
🍒BAIE DE GOJI 🍒 ISAN'ANDRO?

Tsy bonbons , tsy sakafo tsotra, fa "Hery avy amin'ny Natiora" ho an'ny fahasalamanao. Ireto misy antony 5 lehibe tsy maintsy anananao an'ity ao an-trano:

1️⃣ MIARO NY MASO: Leo ny maso mena, vizana, sy manjavozavo ve ianao vokatry ny finday sy solosaina? Ny Baie de Goji no "fiarovana" voajanahary mahery vaika indrindra ho an'ny fahitanao.
2️⃣ MANALA HAVIZANANA (Anti-fatigue): Mahatsapa ho "lany hery" foana ve nefa mbola be ny asa? Voany vitsivitsy monja dia ampy hanome anao hery vaovao (tonus) sy saina matsilo tontolo andro.
3️⃣ HODITRA TANORA (Anti-âge): Feno antioxydant izy, ka mampitiratra ny hoditra sy misoroka ny fahanterana aloha loatra.
4️⃣ FIAROVANA NY VATANA: Manamafy ny hery fiarovana mba tsy ho mora andairan'ny aretina miovaova eo amin'ny tontolo iainana.
5️⃣ BOOST LIBIDO : manampy be ny mpivady, mety @ vehivavy, mety @ lehilahy manana olana ara-pananahana...

🌿 Nahoana no ato amin'ny "Menaka sy savony VONJY" no tokony hividy ianao ?
Satria ny anay dia Baie de Goji madio, voafantina, ary 100% Naturel. Tsy misy fangaro simika, fa ny fahadiovan'ny vokatra no loha-laharana ho an'ny fahasalamanao.
✅Vidiny :
100gr 17 000ar.
150gr 25 000ar.
250gr 40 000ar.
500gr 75 000ar.

Araraoty ny fahatsaran'ny vokatra fa tsy hanenina mihitsy ianao!

Mandefasa mp na WhatsApp ☎️034 37 521 61 raha mila fanazavana @ fampiasana azy 😊

Ankoatran'io Baie de GOJI io dia manana vokatra maro hafa tena ara-pahasalamana tsara ihany koa izahay :
🍀 Graines : chia , lin , courge, tournesol, nigelle, fenouil.
🍀 Fruits secs : datte , kiwi, cerise, abricot, raisin noir, raisin golden, cranberrie.
🍀 Noix : pécan , amande, cajou, cerneaux, macadamia.
🍀 Épices : paprika, curcuma, anis étoilé, ail, gingembre, canelle, girofle...
🍀 Huiles végétales : moutarde, olive, amande douce, avocat, coco, carotte, romarin, oignon, fenugrec, pépin de raisin.
🍀 Complément alimentaire : Ca-Mg-Fe naturel, spiruline, poudre de fenugrec, flocon d'avoine...
🍀 Autres : Menaka VONJY, menaka MISINDA, savony vonjy isan-karazany, glycérine végétale, vinaigre de cidre, vinaigre de JAMBLON, infusette, flacon spray...



💯
fans
Zava Mahasoa
Menaka sy savony VONJY
Menaka sy savony VONJY 2

19/04/2026

ARRIVAGE ARRIVAGE oooh!
✅ Mix NOIX-FRUITS misy an'ireto : amande , cerneaux de noix, noix de cajou nature, graine de courge, cranberrie, raisin noir, raisin marron.
Vidiny : 250gr 21 000ar , 500gr 42 000ar
☎️ WhatsApp 034 37 521 61
Afaka livrenay rahampitso ny commande-nao fa alefaso mp izao 😊






Zava Mahasoa
Menaka sy savony VONJY
Menaka sy savony VONJY 2

Address

Antananarivo

Telephone

+261331815002

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menaka sy savony VONJY 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share