Varotra en ligne

Varotra en ligne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra en ligne, Shopping & retail, Antananarivo.

✨ PARURE MASINA MARIA KANTO SADY MIAVAKA ✨🙏 Ho an'izay tia mitondra firavaka marikin'ny finoana , fitahiana ary fiarovan...
09/09/2026

✨ PARURE MASINA MARIA KANTO SADY MIAVAKA ✨

🙏 Ho an'izay tia mitondra firavaka marikin'ny finoana , fitahiana ary fiarovana , mety aminao ity parure Masina Maria ity ❤️

❗ PRIX PROMO
💛 Collier+ peratra : 25000 ar monja
💛 Collier seul : 15000 ar monja

🌸 Kanto • Élégant • Raffiné
🎁 Tena mety atao cadeau ho an'olontiana , namana , Reny , na ho an'ny tena ihany

📩 Raha misy mahaliana de afaka miditra mp
⚠️ Stock limité fa aza tara an!

✨ PARURE MASINA MARIA - ÉLÉGANCE & FOI ✨💎 Parure complète : Collier+boucles d'oreilles ✨ Acier inoxydable 👑 Élégante , d...
02/09/2026

✨ PARURE MASINA MARIA - ÉLÉGANCE & FOI ✨

💎 Parure complète : Collier+boucles d'oreilles
✨ Acier inoxydable
👑 Élégante , délicate et intemporelle
🎁Mety tsara atao cadeau ho an'ny Reny , vady , namana , olon-tiana , na ko ho an'ny tena ihany

💖 Firavaka tsara tarehy , Sady mitondra dikany manokana ara-pinoana
💰 Amin'ny vidiny 15000 ar
📩 Aza misalasala miditra mp raha misy mahaliana anao
📦 Livraison partout à Madagascar

✨ FIRAVAKA MISY SARY MASINA HO AN'NY FINOANA ✨🙏 Collier karazany maro misy sary masina🙏Peratra karazany maro misy sary m...
28/08/2026

✨ FIRAVAKA MISY SARY MASINA HO AN'NY FINOANA ✨

🙏 Collier karazany maro misy sary masina
🙏Peratra karazany maro misy sary masina
🙏Porte clé karazany maro misy sary masina

💛 Kanto , tsotra mety amin'ny andavan'andro
🎁 Afaka atao fanomezana ho an'ny fianakavina na olotiana

✨Firavaka sy médaille mitondra hevitra ara-pinoana sy fahatsiarovana

💰 Amin'ny vidiny mirary
📩 Alefaso ary n'y commande ao amin'ny mp
📦 Livraison partout à Madagascar

🥰 Aza tara fa stock limité an!

✨PERATRA MASINA VAOVAO DISPONIBLE ✨💛 Peratra Masina Maria sy La croix🙏 Modely kanto , tsara tarehy  ary mety tsara ho an...
24/08/2026

✨PERATRA MASINA VAOVAO DISPONIBLE ✨

💛 Peratra Masina Maria sy La croix
🙏 Modely kanto , tsara tarehy ary mety tsara ho an'ny fanomezana na fampiasa andavanandro

💰Vidiny manomboka amin'ny 15000 ar pas plus de 20000 ar

📩Raha liana ianao de mandefasa mp
⚡Vitsy ny stock fa aza tara an!

🙏✨Raiso dien'izao ary ilay modèle tinao indrindra ❤️

❤️Mbola misy modèle chapelet ihany ko ka aza tara ary!

✨ BIJOUX RELIGIEUX DISPONIBLES✨🙏Ho an'izay mitady bijoux tsara tarehy sady misy dikany ara panahy❤️💎 collier & pendentif...
22/08/2026

✨ BIJOUX RELIGIEUX DISPONIBLES✨

🙏Ho an'izay mitady bijoux tsara tarehy sady misy dikany ara panahy❤️

💎 collier & pendentifs💎 kavina 💎 peratra✝️ croix 🙏 Saint Benoît 🌹 Masina Maria ❤️ Fo masin'i Jesoa

💰 Vidiny manomboka amin'ny 6000 ar ka hatramin'ny 25000 ar iany 😍

🎁 Mety tsara ho an'ny tena , na atao cadeau ho an'ny olon-tiana sy ny fianakavina

📩 Raha liana dia aza misalasala mandefa mp
📦 Disponible izao ,, stock limitée ❤️

✨🙏 SAPLET MASINA MARIA 🙏✨Collier saplet tena knato sy manja ✨Mety tsara ho an'ny vehivavy tia élégance sy finoana❤️✔️Tsy...
18/05/2026

✨🙏 SAPLET MASINA MARIA 🙏✨

Collier saplet tena knato sy manja ✨
Mety tsara ho an'ny vehivavy tia élégance sy finoana❤️

✔️Tsy mora miova loko
✔️Mai ana sady tsara entina isan'andro
✔️Mety atao cadeau 🎁
✔️Endrika class sy manintona

📩Raha liana ianao de afaka mandefa mp
🚚 Livraison possible

💛"Mitondra finoana sy hatsarana miaraka amin'ny style anao."💛

Kapa mamy Kely🥰sady maivana b mintsy♥️15000 ar / 20000 ar daholo a🥺Pointure 36 a 41😘Livraison partout a Madagascar ✔️ Co...
20/09/2024

Kapa mamy Kely🥰sady maivana b mintsy♥️
15000 ar / 20000 ar daholo a🥺
Pointure 36 a 41😘
Livraison partout a Madagascar ✔️
Contact :0383711497☎️

Kapakapa tsara Kely reto a🥰♥️Maivana be😍Sady mety tsara amzao andro mafana Zao😘Pointure 36 a 40😊15000 ar daholo🥺Alefaso ...
18/09/2024

Kapakapa tsara Kely reto a🥰♥️
Maivana be😍Sady mety tsara amzao andro mafana Zao😘
Pointure 36 a 40😊
15000 ar daholo🥺
Alefaso ny commande ao amin'ny mp Zay mety aminao💟
Manao livraison de mandefa amin'ny faritra ihany ko🛵

Araraoty ry zareo f mora b a😱🥰 Kitapo mafatifaty Kely 🥰   Ho an'ny Zaza 3 à 6 ans ☺️😍 Kapa tsara Kely 😍Pointure 38 dahol...
16/07/2024

Araraoty ry zareo f mora b a😱
🥰 Kitapo mafatifaty Kely 🥰
Ho an'ny Zaza 3 à 6 ans ☺️
😍 Kapa tsara Kely 😍
Pointure 38 daholo ☺️
❗ Araraoty f 25000 ar daholo n vidiny a❗
Mp raha misy mahaliana ooo ♥️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share