06/04/2025
â¤
âī¸ L O A D I N G . . . 100%
âī¸ Maro ianareo no efa nahafantatra azy ireo sahady tamin'ireo sary mihafina izay nalefanay teo aloha.
đĨŗ Eto izahay dia faly mampahafantatra anareo amin'ny fomba ofisialy fa izy 3 ireo no hanafana ny SMK Obus School SHOW izay ho tanterahana ao amin'ny PALAIS DES SPORTS MAHAMASINA ny ALAHADY 15 JONA 2025 izay hakalazantsika ihany koa ny FETIN'NY RAY.
đĨ° Hiverina ao amin'ny PALAIS DES SPORTS indray i NJAKATIANA ho an'ireo izay tsy afaka tamin'ilay fampisehoana nataony teo aloha teo, ary hiaka-tsehatra ao ihany i Mandresy Jboys ho an'ireo izay mpankafy MICHAEL JACKSON rehetra fa ho talanjona ianareo ny hahita ny zavatra vitany sy ny fitoviany endrika amin'ilay tena izy, fa eo ihany koa anefa i LJO izay artiste zandriny manana ny maha izy azy sy feo mihavaka ary hanome ambiance mahafinaritra ho antsika rehetra.
đđē Hiakatra an-tsehatra miaraka amin'izy 3 ireo avokoa ny mpianatra rehetra ato amin'ny SMK OBUS SCHOOL na ny kely indrindra na ny lehibe indrindra ary hanome seho mihavaka izay mbola tsy natao tamin'ireo hetsika nokarakarain'ny sekoly teo aloha.
đ Hisokatra tsy ho ela ny fivarotana ny tapakila.
đ˛đģ Araho tsy tapaka ary ny pejy.
ÂŠī¸ WORK It Company I