BOX Phone MADA

BOX Phone MADA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BOX Phone MADA, Shopping & retail, Antananarivo.

‼️ Raha Zaho aloha tena mipao-tsatroka mihitsy amin'ny tanjaky ito finday ito eh❤️Batterie ny azy efa Bonkona Bé no Sady...
04/02/2026

‼️ Raha Zaho aloha tena mipao-tsatroka mihitsy amin'ny tanjaky ito finday ito eh❤️
Batterie ny azy efa Bonkona Bé no Sady afaka mivalapatra tsara amin'ny mémoire 🥰

|| Prix : 230.000ar

* Memoire 8/256Gb
* Batterie 5000mAh
* Procc snapdragon
* Mahazaka LMC sy WhatsApp
* ACCESSOIRES COMPLET

Ka anjaranao indray izao fa aza tara e❗️ilay vidiny mora be iny tsy novainay fa mbola io ihany ??

☎️ Contact : 034.49.086.93

🛵 Livraison à partir de 3.000ar
🚚 Mandefa amin'ny faritra ihany koa izahay (COLIS)

‼️ZAO KOSA VE NAMA NY  275.000 ar DE HAFATY ANTOKA ANAO AH😳‼️TÉLÉPHONE 2 BE ZAO NO ENTINAO MODY REHEFA TONGA MANJIFA ITY...
04/02/2026

‼️ZAO KOSA VE NAMA NY 275.000 ar DE HAFATY ANTOKA ANAO AH😳‼️
TÉLÉPHONE 2 BE ZAO NO ENTINAO MODY REHEFA TONGA MANJIFA ITY ATO AMINAY ENAO KA ARARAOTY ❤️

EFA 6000mAh bé Zao ny batterie-ny✅

Izay no tena point fort an'ity ity

✅ || Sous carton original
✅ Prix : 275.000ar

☑️ Ultra caméra 48 Mégapixels
☑️ RAM 4GB / Mémoire 128GB
☑️ BIG Batterie 6000mAh be izao 🤗
☑️ Mahazaka LMC tsara

☎️ Contact : 034.49.086.93

🛵 Livraison à partir de 3.000ar
🚚 Mandefa amin'ny faritra ihany koa izahay (COLIS)

‼️Maro ny tsara a, fa ity   ity aloha hafa mihintsy e. Efa 108 mégapixel be izao ny azy ny caméra ary 5127mAh ny batteri...
04/02/2026

‼️Maro ny tsara a, fa ity ity aloha hafa mihintsy e. Efa 108 mégapixel be izao ny azy ny caméra ary 5127mAh ny batterie, amle matanjaka tsara izy.🥰

✳️ || ORIGINAL
PRIX : 400.000ar monja 😱

➖ Memoire 128Gb reél
➖ Snapdragon 778 5G ( 6nm)
➖ Batterie 5178 mAh
➖ Camera 108Mpxl/Ultra pixel
➖ Selfie 32MP
➖ Android 13

✳️ Sous carton original avec accessoires

☎️ :CONTACT :034.49.086.93
🛵 : AFAKA MANAO LIVRAISON IHANY KOA IZAHAY

❗️Henoko hoe mitady telephone tsara batterie sy mahazaka LMC ianao e⁉️❗️Ity   ity no sahiko homena anao satria mahafeno ...
03/02/2026

❗️Henoko hoe mitady telephone tsara batterie sy mahazaka LMC ianao e⁉️

❗️Ity ity no sahiko homena anao satria mahafeno tsara ny fepetra ilainao izy.

|| PRIX : 260.000ar

✅ Memoire 8/128Gb
☑️ 5000mAh matanjaka be ny batterie💪🏼
☑️ Camera AI mazava tsara
✅ ACCESSOIRES COMPLET

💢 Mahazaka LMC tsara || Housse offert


☎️Contact : 034.49.086.93

🛵 Livraison à partir de 3.000ar
🚌 Mandefa amin’ny faritra ihany koa

HAMANJANA KOSA ITY E‼️SADY 64MPXL NY CAMÉRA NO MBOLA 8/256GO NY MEMOIRE 🥰 HITAKO METY AMINAO TSARA ✳️   || Prix : 300.00...
03/02/2026

HAMANJANA KOSA ITY E‼️SADY 64MPXL NY CAMÉRA NO MBOLA 8/256GO NY MEMOIRE 🥰 HITAKO METY AMINAO TSARA

✳️ || Prix : 300.000ar😱

* ROM 256G / 8Gb de RAM
* Camera 64Mpxl
* Batterie 4500mAh
* ACCESSOIRES COMPLET

✳️ Sous carton original Europe

☎️ Contact : 034.49.086.93

🛵 Livraison à partir de 3.000ar
🚚 Mandefa amin'ny faritra ihany koa izahay (COLIS)

Tena manao hoa ty Marika iray ty❤️Na sary na batterie tena Aoka FOTSINY 🥰Efa version 11 bé Zao☺️LMC efa installena gratu...
03/02/2026

Tena manao hoa ty Marika iray ty❤️
Na sary na batterie tena Aoka FOTSINY 🥰
Efa version 11 bé Zao☺️

LMC efa installena gratuit foana iny, sady tena mahafapo ny sariny ??aiza tsony no hisy otran zany😳

|| Prix : 230.000ar


* Memoire 8/256Gb
* Camera 48Mpxl tsara be
* Batterie 5000mAh
* Procc snapdragon 665
* Android 11

💢 Housse cadeaux

☎️ Contact :034.49.086.93

🛵 Livraison à partir de 3.000ar
🚌 Mandefa amin’ny faritra ihany koa

Tsara anie oa ity e☺️ mety bé aminao tia téléphone matanjaka Batterie sy tsara sary io mihintsy ity 😍  (original) || Pri...
03/02/2026

Tsara anie oa ity e☺️ mety bé aminao tia téléphone matanjaka Batterie sy tsara sary io mihintsy ity 😍

(original) || Prix : 310.000ar

✅RAM 8GB/ 128GB
✅CAMERA 48MP + 8MP + 2MP + 2MP
✅PROC - DIMENSITY 800U
✅BATTERIE - 5000 MAH
✅DUAL SIM 5G/4G LTE

💢 Sous carton original avec accessoires complet

☎️ Contact : 034.49.086.93

🛵 Livraison à partir de 3.000ar
🚌 Mandefa amin’ny faritra ihany koa

‼️AIZA INTSONY NO HISY OTRAN'ZANY🎉2️⃣6️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣AR MONJA DIA EFA MITONDRA ✅   || PRIX : 260.000ArSOUS CARTON ORIGIN...
03/02/2026

‼️AIZA INTSONY NO HISY OTRAN'ZANY🎉
2️⃣6️⃣0️⃣ 0️⃣0️⃣0️⃣AR MONJA DIA EFA MITONDRA

✅ || PRIX : 260.000Ar
SOUS CARTON ORIGINAL
🎁 CADEAU HOUSSE BLINDÉ

* Memoire 8/128Gb
* Batterie 5020mAh
* Quad caméra AI toute mode
* Android version 12
* ACCESSOIRES COMPLET

💢 Sous carton Original avec accessoires

☎️ CONTACT :034.49.086.93

🛵 Livraison à partir de 3.000ar
🚌 Mandefa amin’ny faritra ihany koa

28/01/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! ArLio Rzf, Estelle Nicandro, Vèd Arįvösôn, Donna BE

19/12/2025

je remplace les vieilles habitudes par de nouvelles.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BOX Phone MADA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share