Maitso Kely

Maitso Kely Ny varotra rehetra
Vente en ligne,en détail ou en gros
Contact:0349539890 et/0389203886

09/09/2026

Salama e!
sarety amidy,vaovao vao vita👌🔥
💣tsy mora..🤗
Mp ze liana ary e!
👉Manao ny asa rehetra momban'ny vy..

14/08/2026

B***e Meduim manify 260000ar
livraison gratuite

📢📣Mora be ny cartable o🥳Le mafy reo an,sady tsara kely motif 😍🥰👉20000ar daholo reo an🎁Livraison gratuite e🤗
12/08/2026

📢📣Mora be ny cartable o🥳
Le mafy reo an,sady tsara kely motif 😍🥰
👉20000ar daholo reo an🎁
Livraison gratuite e🤗

Bientôt la rentrée 🥳😁Cartable tsara kely oo🥰😍Alefanay mora fa kely2 izy ato a📢📣Modèles 2 samy hafa reo an...Mp ary ee😊🤗
31/07/2026

Bientôt la rentrée 🥳😁
Cartable tsara kely oo🥰😍
Alefanay mora fa kely2 izy ato a📢📣
Modèles 2 samy hafa reo an...
Mp ary ee😊🤗

Tsara kely zareo a,sady miarak'am satroka👌🌺Mp fa kely sisa/0349539890🛵🛵
07/12/2025

Tsara kely zareo a,sady miarak'am satroka👌🌺
Mp fa kely sisa/0349539890🛵🛵

Tany amidy maika,alefa moraambohimasina,300m2tsy 1ier plan fa tongan'ny fiaratonga de azo hanorenanatompony mivantanamp ...
16/11/2025

Tany amidy maika,alefa mora
ambohimasina,300m2
tsy 1ier plan fa tongan'ny fiara
tonga de azo hanorenana
tompony mivantana
mp na 0389203886

salama e👋!Mooora beee,3000ar🎁🎁tsara kalitao,tsy ilay manify kely💣mp mp....
05/11/2025

salama e👋!
Mooora beee,3000ar🎁🎁
tsara kalitao,tsy ilay manify kely💣
mp mp....

12/07/2025

Salama e! Averiko ndray an.., misy fitaovana sy toerana amorondalana Anosibe Sonatra azo hofaina ho an'zay mila! 0349539890/mp

11/07/2025

Salama e!misy latabatra kely2 aty,mizana 5kg miarakam vatony,fitetehana sy antsy kely2 ampanofaina ho an'zay te hivarotra ambony latabatra,ary misy toerana tsara sy amorondalana bé azo ofaina rah tena vonona!anosibe Sonatra!afaka miantso izay Liana
0349539890

04/07/2025

Mbola misy 8tetes ny akoho ry zareo a! 2,5kg iany ny moyen
Itaosy cité /0389203886

Address

Itaosy Cité
Antananarivo

Telephone

+261349539890

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maitso Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share