22/01/2024
Miarahaba tompoko,
Ampahafantarina isika mpanjifa fa niova ny page afahatsika manaraka ny vokatra vokariny .
Manasa anao hiditra ato : SAKADI.mg.
Tsy niova tompoko ny vokatra sy kalitao nahafanatranareo hatramin'izay fa noho ny fandaminana ny antony.
Ito ilay Liens:
https://www.facebook.com/profile.php?id=100093375260502
Asina J'aime ilay page vaovao afahanao manaraka ny vokatra vao mafana be 2024 ity.π₯
Mirary soa antsika.π
"Ho simba alohan'ny aina."