29/11/2023
Salama o !
Nanao publication aho fa anome cours de français ho an'izay mitady asa.
Maro no te hiasa am call center, na hiasa misehatra am teny français, fa tsy voaray satria tsy ampy angovo entina miatrika ny entretien.
Tsy manome asa aho !
Fa manampy no ho ataoko, na aiza na aiza ianareo no mametraka CV dia inoako fa raha izay no tsy ampy teo aloha, dia ho voaray