By oul kely

By oul kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By oul kely, Shopping & retail, Ampasika itaosy, Antananarivo.

Ny ankizikely koa anie hoy aho afaka hampiaingoana e 🥰❤️🤗Déguisement carnaval 2024 (police, hôtesse de l'air, gendarmes)...
28/02/2024

Ny ankizikely koa anie hoy aho afaka hampiaingoana e 🥰❤️🤗
Déguisement carnaval 2024 (police, hôtesse de l'air, gendarmes) ❤️

Efa misokatra ny fandraisana commande avril anh 🤗🥰 aza tara ❤️

Happy valentine's day re ry oul n-dehibe a 🥰❤️ Mirary soa ny fifankatiavanareo mpifankatia rehetra oh 😍Abonneo ny page D...
14/02/2024

Happy valentine's day re ry oul n-dehibe a 🥰❤️
Mirary soa ny fifankatiavanareo mpifankatia rehetra oh 😍

Abonneo ny page Dia mba asaivo mi abonné koa ny Valentin sy Valentine anareo ❤️❤️❤️

Rêver plus grand ❤️🥰
13/02/2024

Rêver plus grand ❤️🥰

09/02/2024

Salama daholo oh 😊😇
Filazana kely fotsiny hoe mikatona ny fandraisana commande ho an'ny volana febroary a 😇😥 volana mars indray zao no raisintsika 😊 dia aza tara 😂
Ny akanjo pâque sy conférence rehetra iny dieny izao dia efa eritrereto alefa amin'izay ❤

bisous be doly 💋👋
hoy ny oul kely ihany 😃

Na zazakely aza afaka ampihaingoana 🥰❤️
29/01/2024

Na zazakely aza afaka ampihaingoana 🥰❤️

A vos marques 💫Prêts 👌🥰Portez ❤️🥰Coucou daholo 🥰🤗Ito Ary ilay vaovao antsika e 🤗 betsaka le niandry vokatra Dia io izy a...
27/01/2024

A vos marques 💫
Prêts 👌🥰
Portez ❤️🥰

Coucou daholo 🥰🤗
Ito Ary ilay vaovao antsika e 🤗 betsaka le niandry vokatra Dia io izy ary e 😌
Izy no nanokatra sy nanakatona ny janvier antsika 🥰
Miandry ny février indray isika oh 😌🤗 Iza no ho febroarintsika Ary e 🤗❤️ tsy maninona mihitsy raha ianao ❤️🙏
Misokatra n'y fandraisana commande ho an'ny lehilahy anh 🥰

Mbola mirary ny prix antsika fa araraoty ❤️

26/01/2024

Manome motivation bé ito hiran'ny zareo Timothy Ministry ity ❤️🥰

"Misafidy ny hanohy tsy mijery ny aorina
Miezaka ny handroso miezaka n'y handamina 🤗
Ho tratrarina ny tanjona ho an'izay tena Tia mivavaka 🙏..."

Commencez petit ❤️Mais rêvez plus grand 🔥Akoriiiiiii? Atombotsika amin'ny pejy vaovao amin'izay ny janvier pro max vé oh...
25/01/2024

Commencez petit ❤️
Mais rêvez plus grand 🔥

Akoriiiiiii? Atombotsika amin'ny pejy vaovao amin'izay ny janvier pro max vé oh? 😊
Abonnez vous fa betsaka no hifampizarana ato a! Asao daholo ny namana 🙏
Pejy vaovao
Vokatra vaovao koa sady taona vaovao 🔥

Address

Ampasika Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By oul kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share