Avotra CARREAUX

Avotra CARREAUX MAGASIN Spécialisé dans la VENTE EN GROS ET AU DÉTAIL de CARRELAGE MODERNE D' ÉGYPTE, INDE et CHINE.

  🏠✨Mitady carreaux mora nefa tsara sy mateza ve ianao? 😉👉 Tonga indray ny arrivage carreaux 30x30 cm anay!💥 30 000 Ar m...
12/08/2026

🏠✨

Mitady carreaux mora nefa tsara sy mateza ve ianao? 😉

👉 Tonga indray ny arrivage carreaux 30x30 cm anay!
💥 30 000 Ar monja ny carton
📦 11 pièces = mahavita eo amin’ny 1 m²

Mety tsara ho an’ny trano, efitra, lakozia ary toerana maro samihafa 😍

📍 Hita eto Anosizato Est, akaikin’ny SOCOMA

📞 034 76 660 62 / 034 18 136 25

⚡ Tongava misafidy dieny mbola misy stock!

  💥Sady Matt no digital vitrifié 👌Assuré hatrany ny qualité 😍60x60 cm digital vitrifié matt / 4 pièces / 1,44 m²📦72 000 ...
11/08/2026

💥
Sady Matt no digital vitrifié 👌
Assuré hatrany ny qualité 😍

60x60 cm digital vitrifié matt / 4 pièces / 1,44 m²
📦72 000 Ar par carton

📍Dieny izao dia tongava ety akaikin'ny SOCOMA Anosizato Est !
📲Alefaso amin'ny +261 34 18 136 25 na +261 34 76 660 62 ny commande

🚽✨ Mamofona ve ny WC ao an-tranonao na dia efa voadio aza ?➡️ Tapaho roa ny voasarimakirana iray.➡️ Potsero anaty lavabo...
10/08/2026

🚽✨ Mamofona ve ny WC ao an-tranonao na dia efa voadio aza ?

➡️ Tapaho roa ny voasarimakirana iray.
➡️ Potsero anaty lavabo ny ranony
➡️ Avela hiasa 10 na 15 minitra
➡️ Rarafana vinaigre kely
➡️ Alefaso amin'izay ny rano

Ny efitra fidiovana madio sy manitra dia manampy hahatonga ny tokantrano ho mahafinaritra kokoa isan'andro.

Ary raha te hanavao ny WC-nao amin'ny sanitaire tsara kalitao sy maoderina ianao dia tongava mitsidika anay. 😉🏠

AZA TARA ‼Volana vitsivitsy sisa no ananareo raha te hanana trano tsara be amin'ity 2026 ity ianareo 😍🥳Mihena kokoa ny d...
06/08/2026

AZA TARA ‼

Volana vitsivitsy sisa no ananareo raha te hanana trano tsara be amin'ity 2026 ity ianareo 😍🥳
Mihena kokoa ny dépense anareo fa efa ataonay mora be ny carreaux sy ny sanitaire 😉

📍Dieny izao dia tongava ety akaikin'ny SOCOMA Anosizato Est !
📲Alefaso amin'ny +261 34 18 136 25 na +261 34 76 660 62 ny commande

Hampiova tanteraka ny tranonareo na ny biraonareo sy ny tsenanareo ireto carreaux ireto 🥰Mihaja be eh ? ✨👉30 x 45 Cm / 6...
05/08/2026

Hampiova tanteraka ny tranonareo na ny biraonareo sy ny tsenanareo ireto carreaux ireto 🥰
Mihaja be eh ? ✨
👉30 x 45 Cm / 6 pièces / carton / 0,81 m²
👉34.000 Ar monja ny carton .

📍Tongava ety akaikin'ny SOCOMA Anosizato Est !
📲Alefaso amin'ny +261 34 18 136 25 na +261 34 76 660 62 ny commande

ARRIVAGE SANITAIRE 🔥Amin'ilay maharitra aman-taonany ireto an 😍🥳Mamikely ilay design 😍Atao an'ilay Wc monobloc ny anareo...
04/08/2026

ARRIVAGE SANITAIRE 🔥

Amin'ilay maharitra aman-taonany ireto an 😍🥳
Mamikely ilay design 😍
Atao an'ilay Wc monobloc ny anareo sa ilay Wc Anglaise , sa Wc Turque ?

📍Manatona ary ety amin'ny Avotra Carreaux, akaikin’ny SOCOMA Anosizato Est na
📲 Antsoy ireto dia alefaso ny commande +261 34 76 660 62 / +261 34 18 136 25

🚀 Tonga indray ny Arrivage vaovao! 🧱✨👉Carreaux 60x60 digital vitrifié, tena tsara kalitao sy manome endrika kanto ny tra...
01/08/2026

🚀 Tonga indray ny Arrivage vaovao! 🧱✨

👉Carreaux 60x60 digital vitrifié, tena tsara kalitao sy manome endrika kanto ny trano. 😍

💰 72.000 Ar / Carton / 4 pcs / 1 , 44 m²

☎Mandefasa avy hatrany commande amin'ny +261 34 18 136 25/ +261 34 76 660 62 na MP !
📍Adiresy : Anosizato Est, akaikin'ny SOCOMA.

A-R-R-I-V-A-G-E 😍Mila atao manjopiaka hatrany amin'ny do**he moa oh ?Safidio ny LAVE MAINS mety aminao 🙂📍 Aza misalasala...
31/07/2026

A-R-R-I-V-A-G-E 😍

Mila atao manjopiaka hatrany amin'ny do**he moa oh ?
Safidio ny LAVE MAINS mety aminao 🙂

📍 Aza misalasala makety akaikin'ny SOCOMA Anosizato Est. 🏃🏃‍♀️
📲Mandefasa commande amin'ny MP na antsoy ny +261 34 76 660 62 na +261 34 18 136 25.

 Mila fitaovana mora anefa tsara ?👉Nahatonga Arrivage carreaux 30x30 normal indray izahay 😉🫰30.000 Ar fotsiny dia mahazo...
30/07/2026



Mila fitaovana mora anefa tsara ?

👉Nahatonga Arrivage carreaux 30x30 normal indray izahay 😉
🫰30.000 Ar fotsiny dia mahazo carton 11 pièces mahavita 1m²

📍 Tongava mivantana ety akaikin’ny SOCOMA Anosizato EST
📞 Antsoy ny +261 34 76 660 62 na +261 34 18 136 25

Address

Anosizato Est, à Côté SOCOMA
Antananarivo
101

Telephone

+261341813625

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avotra CARREAUX posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Avotra CARREAUX:

Shortcuts

Share