Ankiz'Mode

Ankiz'Mode Hitanao ato daholo ireo article bébé de 0 à 10 ans ❤️ tsy adinoina ihany koa isika mamans 💕
Abonnez-vous ❣️❣️❣️❣️

27/05/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Kevin Harden, Valsou Mariah Valsou

11/05/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! ۦۦ Aldinoh, C'est Mel

Fikarakarana zazakely amin’ny fomba malagasy :Rehefa mikohoka izy ka tsy mahazo aina dia asiana diloilo ny tratrany ary ...
11/05/2025

Fikarakarana zazakely amin’ny fomba malagasy :
Rehefa mikohoka izy ka tsy mahazo aina dia asiana diloilo ny tratrany ary aveo asiana gazety vao asiana akanjo dia voatazona ao ny hafanana ary hatory tsara izy.

Isa-maraina vao mifoha dia horina amin’ny roran’ny reniny ny valahany sy ny lohaliny mba hatanjaka tsara izy. Teriterena ny valahany dia 1an izy dia tsy hipipi apandriana intsony.

Afangaro ny diloilo sy ny ranona sakamalao norapena dia iny no ampiasaina amin’ny kibony dia hanala ny rivotra izany.

Rehefa manotra ny kibony dia atao manaraka ny sens ny fihodin’ny famataran’andro ary mifarana eo amin’ny foitrany

Aza sarahana bande ny foitrany raha mbola latsaky ny 6mois fa mbola mamely be ny rivotra amin’ilay izy mbola tsy misakafo afa tsy nono.

Rehefa 7mois noho ny miakatra dia asio ondana kely ny tongony rehefa matory izy mba tsy hapipipi azy matetika.

Rehefa avy apandroina izy dia asio menaka kely ny lava-bodikeliny mba tsy hidiran’ny rivotra, toy izany koa ny faladihany anakiroa.

Aza adino ny manisy menaka ny lohamaleminy sy ny firirifany fa ireo ihany koa no tena lavaky ny rivotra.

Isa-maraina izy dia apanaovina étirment kely (Tanana sy tongotra) mba hapatanjaka ny articulation rehetra

✍️Conseil Et Partage mizara ho anao hatrany n'y zavatra hita fa mahasoa e

Hey maman ❣️ ireto indray misy zavatra natao hoantsika mitondra vohoka 😍😍Oreiller de grossesse izay manampy antsika rehe...
15/02/2025

Hey maman ❣️ ireto indray misy zavatra natao hoantsika mitondra vohoka 😍😍
Oreiller de grossesse izay manampy antsika rehefa haka aina iny , Mbola azo ampiasaina ihany koa rehefa teraka isika hatao hampinonoana 💝💝 azo ampatoriana zazah koa ah ❣️
Misy 1kg sy 2kg ary 3kg ny oreillers antsika 😻
Ny ceinture de grossesse koa ilaintsika izay milatsaka ambany be ny kibo 💝
Aza misalasala fa anontanio izay mety ❣️❣️ mandefa amin'ny faritra ihany koa izahay ❤️

05/02/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rakotoarimanga Nathalie, Fitiantsoa Sahoby Esthelia, André Randremihamina, Keh Lynah, Ñãtrã Pastel, Claudia Naly, Claudio Avy Andapa, Aina Christian, Mahandry Anjara Tiana, RM Narindra, Angela Kevinah, Feno Fitia Mpandresy, Prisca Andrianatoandro, Diane Lamont, Maman Bojira

01/02/2025

Coucou maman an🙂😻
Ao amin'ny publication ao ndray ny arrivagen-tsika❤
Jereo aingana anie e...de tonga de mp avy eo💗

Fa izy ity ko ry maman tena mety an🥰❤Mp aingana ary💗💗
31/01/2025

Fa izy ity ko ry maman tena mety an🥰❤

Mp aingana ary💗💗

Maman ah!Mila mino foana amin'ny fiainana💗Izay zavatra tinareo ho tanteraka dia hinoy💗Positive-o hatrany na mandalo ady ...
31/01/2025

Maman ah!
Mila mino foana amin'ny fiainana💗
Izay zavatra tinareo ho tanteraka dia hinoy💗
Positive-o hatrany na mandalo ady mangotraka aza🥹❤aza manaiky kivy zany🥰

Izaho matoky sy mivavaka ho anareo
Mino 100% anareo💗💗💗
Ho avy tsy ho ela ny arrivage ka araho tsy tapaka ny pejy an💗❤
Zay fa mirary Zoma mahafinaritra sy feno fahasoavana maman an💗

Ity mbola dispo ato an💗sady vidiny tena mirary be anie e🥹mp anie fa omeko anao io e❤

Coucou les mamans...Mahafaly be anay hatrany aky ny mifanampy aminareo an🥰Tinay be mihintsy anie ianareo e🥰❤ Sa asiantsi...
30/01/2025

Coucou les mamans...
Mahafaly be anay hatrany aky ny mifanampy aminareo an🥰
Tinay be mihintsy anie ianareo e🥰❤

Sa asiantsika jeux kely indray aloha?

Sa inona no tinareo?

Mirary tontolo andro mamy sy feno fahasoavana be aky maman❣💗

Oroka mamy❣❣❣❣

💗🧸

30/01/2025

Amin'ny firy dia aiza ianao mahita izao pub izao 😂
Perso : izaho ato anaty embouteillages nefa olona miditra amin'ny fito 😂

Address

LOT IIE AR TER G. PRES
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankiz'Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share