Prin & Tia

Prin & Tia Élégance à Prix Abordable et Exclusif🤫

24/11/2025

Salama daholo 🎊
Live Poketra 16h aza tara fa Tsara bé daholo ny arrivage Sady liquidation
A partir de 3000ar et pas plus de 20.000ar♥️🎊
Avieo ara n'y fotoanantsika 🥰😘

30/10/2025
coucouu 🥰 refaveo à 19h ny live crop sy haut stylé kely tsara be ry zavavy sy maman isany ann🤩Sady prix cadeau be am'le ...
30/10/2025

coucouu 🥰 refaveo à 19h ny live crop sy haut stylé kely tsara be ry zavavy sy maman isany ann🤩
Sady prix cadeau be am'le 1 500 ar de efa mahazo nefa tsara 💝✨
santionany fotsiny ireo fa mbola betsaka ny tsara fa tongava manaraka ny live☺️

🤩Montre vaovao hoan'ny rehetra indray oooh🤩(Prix sur chaque photos)-Montre pour homme-Montre pour femme-Montre pour coup...
06/02/2024

🤩Montre vaovao hoan'ny rehetra indray oooh🤩(Prix sur chaque photos)
-Montre pour homme
-Montre pour femme
-Montre pour couple
**Manao livraison à partir de 3 000ar
Mandefa en gros sy mandefa amin'ny faritra

😍😍Tonga indray ary ny bijoux INOXYDABLE tsara kely fa aza tara an!!!🎉🎉-Bague double alliance: 20 000ar (taille: 17, 18, ...
02/02/2024

😍😍Tonga indray ary ny bijoux INOXYDABLE tsara kely fa aza tara an!!!🎉🎉
-Bague double alliance: 20 000ar (taille: 17, 18, 19, 20)
-Collier: 15 000ar
-Boîte à bijoux : 3 000ar
**Ny livraison à partir de 3 000ar iany 😊
**mandefa en gros sy any amin'ny faritra iany ko
Mp avy atrany ary na atsoy ny tél 038 15 283 27

🎉🎉Article vaovao be indray ary oooh🥰🥰-Montre pour femme: 15 000ar-Montre pour femme + bracelet roa: 30 000ar (efa avec b...
31/01/2024

🎉🎉Article vaovao be indray ary oooh🥰🥰
-Montre pour femme: 15 000ar
-Montre pour femme + bracelet roa: 30 000ar (efa avec boîte)
-Montre pour homme: 25 000ar
-Montre pour couple: 30 000ar
-Boîte à montre: 5 000ar
**Ny livraison tsy miova fa à partir de 3 000ar iany 😊
Mp avy atrany ary na atsoy ny tél 038 15 283 27

~~ Bijoux en ACIER INOXYDABLE à prix cadeaux ~~ Mba hisantarana ny fisokafan'ny page dia atao 10 000ar daholo ny collier...
27/01/2024

~~ Bijoux en ACIER INOXYDABLE à prix cadeaux ~~
Mba hisantarana ny fisokafan'ny page dia atao 10 000ar daholo ny collier + boucle d'oreille annnn🥰
- Mp avy atrany na 0381528327/0324663821 hoan'izay liana
- Mandefa @ faritra de mandefa en gros koa
-frais de livraison à partir de 3 000ar
***Abonnez-vous à notre page😝

Address

Antananarivo

Telephone

+261381528327

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Prin & Tia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category