10/02/2025
Mangataka reaction ilay sary hoa n'izay mahita, idirana mints ilay sary vo atao j'aime dia mankasitra indrindra 😉😉
https://www.facebook.com/100063653871761/posts/1172302254901559/
Hoy Bakoly namoaka ny tao am-pony ho an'ny vadiny:
Tiako Sady mamiko anie ianao iny
Tsy dia mahay miteny fa aza omena tsiny
Ny faniriako sy ny fangatahako amin'ny Ray
Dia ianao ilay vady idealy ho ahy
Indro averina eto indray,ilay tarigetrantsika tamin'izay (6 taona lasa)
"Ry Malala aoka hifankatia isika fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana"
❤️Ho fanohanantsika azy roa izay tena mamy be dia ho asiantsika réaction ny sary Ary aza adino ny manisy j'aime ny page tsika Tokatrano sy Fanambadiana araka an'Andriamanitra hahatonga ny "j'aime" napetrakao hanankery
Aza adino ihany koa manentana ny namana hanao partage, sns
Faly mirary soa azy mivady izahay avy ato amin'ny Pejy MBA ho tahian'Andriamanitra mitafotafo mandritra izao volan'ny mpifankatia izao ary amin'ny Andro iainana rehetra